Araka ny efa voalazako io ambany io dia tena mitovy amin'izany lazainao izany hoy aho ny filazan'izay mihevitra ny tenany ho race superieure (avo razana) ao Antananarivo ao, na dia mibaribary izao aza ny favakavahana an'ireo Malagasy manana fiaviana afrikanina.
eritrereto tsara fa tsy nisy olona niresaka negre hafa tsy ianao mihitsy teo! ary tsy nisy niresaka race superieure fa enao no mampiditra an zany!
ny olona mahavoa azy te hanambany ny tenany ho negre de ny olona hafa no lazainy fa manambony ny tenany hoe race superieure anefa izy no miteny azy ho negre manambany tena
tazomy zay halalanao ny tenanao na negre na tsy negre rehefa zay no fantatrao fa mety
de aleo vita am zay ny resaka fa tsy misy dikany mihitsy
Ie, mitovy amin'io lazainao io indrindra ny filazan'izay rehetra mihevitra ny tenany ho race superieure ao Madagasikara ka milaza hoe: "Tsisy an'izany racisme izany ao Madagasikara e! Fisainana efa nilaozan'ny toetr'andro izany e! Fisainana efa lany andro izany e! sns..."
Ny amin'ny France indray, dia azo soloina ho firenena hafa toy i USA: rehefa tonga eny USA ny olona toa ianao ka mifanena amin'ny KKK vao tonga saina fa negre ihany.
de hevero hoe enao rery zany no mihevitra anao an zany zah aloha de tsy mihevitra an zany mihitsy eh! adalan'izay te hihevitra ny tenany ho negre eo! sady nisy niresaka france ngah teo?
Ie, maro ny mihevitry ny tenany ho race superieure, ka rehefa tonga eny France vao tonga saina ka miteny irery hoe: " kay negre (ambany razana) tahaka ny sasany ihany aho ilay nihevitra ny tenako ho race superieure (avo razana) iny"!
Oh Yes,l'inoubliable melodie lyrique de mon pays natal,..Les voix du ciel d'azur de Madaghascar n'a rien d'égale au monde...Spécialement les filles sont tres mignonnes et chantent comme des anges... que c'est tres sentimentale ,tres cool.Tres wonderfuull.
Mes congratulations et mes salut vous appartiennent.

DarenMakoalahy 4 years ago

baroho 4 years ago

tay be zany comment-nao zany! tsy te hiteny ratsy anao ah satria enao efa 60 ans fa tazomy anao ny eritreretinao am manaraka
baroho 4 years ago
Oh Yes,l'inoubliable melodie lyrique de mon pays natal,..Les voix du ciel d'azur de Madaghascar n'a rien d'égale au monde...Spécialement les filles sont tres mignonnes et chantent comme des anges... que c'est tres sentimentale ,tres cool.Tres wonderfuull.
Mes congratulations et mes salut vous appartiennent.
Sylvestre
sylvoalias 4 years ago
i love this song!
ahaingon 4 years ago
Hey **nalika, you are wrong! The majority of Tana pretend to be "white" supremacist!!!
DarenMakoalahy 4 years ago
... Because we're blacks too, that's simple man !!
kindynalika 4 years ago