Porofo tsy azo lavina izao, mba ho tsarainy tantara any aoriana, fa maro ny malagasy mankafy an'i Président Ravalomanana. Maneho hevitra izy ireo, satria manana andraikitra amin'ny fampandrosoana an'i madagasikara ihany koa. Kanefa hita fa atao tsinotsinona ny fanehoankevitr'izy ireo.
Mila anao ny FIRENENA Atoa FILOHA RAVALOMANANA
Mijaly sy ory tanteraka ny MALAGASY @ izao fotoana hanoratako izao
MrRaboussa 2 months ago
Porofo tsy azo lavina izao, mba ho tsarainy tantara any aoriana, fa maro ny malagasy mankafy an'i Président Ravalomanana. Maneho hevitra izy ireo, satria manana andraikitra amin'ny fampandrosoana an'i madagasikara ihany koa. Kanefa hita fa atao tsinotsinona ny fanehoankevitr'izy ireo.
jacknavah 2 months ago