Uploaded videos
1-10 of 12-
Ambondrona-Hatramin'zao (Live)
miniravie
6,716 views
Hatramin izay
Toa nangina foana aho
Nandefitra
Tsy mba namaly anao
Matetika aho no
Milaza fa tiako ianao
Nefa indraindray
Toa araraotinao
Ho ahy sy ho anao
No ...
-
Ambondrona -Eny sa Tsia (Live)
miniravie
2,446 views
Hey, mba andraso kely ange
Te hilaza aminao aho hoe:
"Maika ve ianao?!"
Hey, vetivety fa tsy ela be
Ts'izany mantsy fa te handre
Lay valiny aho
Namaly ianao hoe (...
-
Ambondrona-Ny ao anatiko ao(Live)
miniravie
2,273 views
Misy teny avy ao am-po
Teny lafatra tokoa
Nefa tsy haiko holazaina
Ka mampiasa saina
Toa tsy sahiko ny hiteny
Nefa anio aho dia voatery
...
-
ambondrona -Naleonao (live)
miniravie
11,487 views
Taitra aho
raha nahare fa hay ianao
tsy nitia ahy akory hatrizay.
Tsy noheverinao
ho tena izy fa kilalao
ireo tambitamby izay niarahana.
Fa nahoana ianao no tsy mba...
-
Ambondrona - Tsy Hay (Live)
miniravie
4,326 views
Mody tsy mijery, hay ianao mahita azy ihany
be ny teny ambara, fa tsy sahy milaza
ny ao am-ponao ko, izay midongy aloha
mampifila kely, sady matotra fi...
-
Ambondrona sy Bodo-Aina Miray (Live)
miniravie
13,218 views
Aina Miray(Bodo)
Ny fitiavantsika roa
Kanto tokoa
Nofinofy mamy soa
Tsy mba ho lo
Embona mameno fo
Tsisy ahiahy
Mety hampanahy
Ny androntsika hatramin'izao
Tanana ...
-
Ambondrona sy Bodo-Kilalao (live)
miniravie
13,310 views
^_^....hilalao
Rerak'iny ianao
Ka raha tsy misy atao
Raha te hanary dia
Ndeh are hilalao
Nefa anie tsy izany no fiainana
Manala azy fotsiny izao
Mba tsy hitarainan...
-
Ambondrona-Ho Tsaroana (live)
miniravie
1,914 views
^_^
enjoy!!!!
ho tsaroanao
Na dia tsy ho anjara
Na tsy hiara-dia aza isika
NA @ zavatra hafa
Na @ lalan-kafa no hivily
Ho mpinamana no fanirianao nefa indrisy
Toa s...
-
Ambondrona (Live)
miniravie
3,850 views
This band rocks!!!love you guys!!!
enjoy!!! ^_^
Toerana taloha nahitana ny hatanorana
Toerana fahiny nandalovan'ny fahazazana
Toeran'ny fahendrena nitoeran'ny hadalan...
-
Ambondrona
miniravie
1,623 views
^_^...humm...euh...tsy haiko ny lohatenin'ilay hira...raha misy mahafantatra
Advertisement










Play all(12)