Mampatsiahy ny ray amandreny efa nody mandry ilay fiangonana Tery akaikin'ny orgue ery ambany ery no fipetrahanay miaraka amin'papa sy mama, pastora RAKOTOMALALA no nitondra ny fiangonana tamin'izany ary taty aoriana dia pastora RAMILISOA .Nohon'ny adidy sy ny fitadiavana dia tsy tafaverina intso...