richia79's Channel
 
Jean Rigo :Ambila zaho richia79 - 132 views - 4 months ago
une des chansons de Jean Rigo Ambilaô zaho
o8ClF2qL7oY
Raha tsy ho ahyRija Tnt richia79 - 40 views - 4 months ago
giXEYZ-dgSA
Zanahary Tahio Ny Tanindrazanay (FFPM 734) richia79 - 542 views - 5 months ago
Salamo 65:7 « MAMPITSAHATRA NY FIROHONDROHON'NY ONJAN-DRANOMASINA IZY, SY NY FITABATABAN'NY FIRENENA. »

Fih. 734

Zanahary ô tahio
Ny tanindrazanay,
Handroso lalandava,
Handry fahizay.
Enga anie hanjaka ao
Ny saina mahay miray,
Dia ho tany sambatra
Ilay Madagasikaranay.

Ireo mpitondra anay
Arovy lalandava koa,
Tolory saina hendry,
Kinga sy mahay.
Ka ny marina anie no
Mba hanjaka ao tokoa,
Dia ho tany sambatra
Ilay Madagasikaranay.

Ny taranakay tahio
Ho vanona tokoa;
Ireo no solofo,
dimby rahatrizay.
Mba ho tena mahatoky,
feno fahendrena koa,
Dia ho tany sambatra
Ilay madagasikaranay.
F1ZDiZY63tQ
Clo Mahajanga Mieritrereta nirmar3 - 4,425 views - 1 year ago
hira gasy, mozika gasy,musique malgache
fvwPR4jk-ag
koleo sereo hanitra2 - 23,771 views - 2 years ago
malgache
ZR9vm8cz4MI
Aza manambady mamolava - Ndriana Ramamonjy mozika - 8,259 views - 2 years ago
Aza manambady mamolava - Ndriana Ramamonjy
iOhqydiL_ak
richia79  
Profile
 
Name:
richia
Channel Views:
558
Age:
29
Joined:
February 15, 2008
Last Sign In:
3 weeks ago
Videos Watched:
577
Subscribers:
2
Country:
France
Hobbies:
CINE
Movies:
HAPPY FEET
Music:
BSB BRITNEY SPEARS
Books:
MARRY HINGINS CLARK DANIELLE STEEL
Recent Activity  
richia79 became friends with ConnieTalbotOnline (3 weeks ago)
 
 
richia79 became friends with koloinah (3 months ago)
 
 
richia79 uploaded a new video (4 months ago)
une des chansons de Jean Rigo Ambilaô zaho
 
 
richia79 uploaded a new video (4 months ago)
 
 
richia79 uploaded a new video (5 months ago)
Salamo 65:7 « MAMPITSAHATRA NY FIROHONDROHON'NY ONJAN-DRANOMASINA IZY, ...   more
 
Subscribers (2)
Channel Comments
There are no comments for this user.