Added: 1 year ago
From: papizano100
Views: 6,595
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (14)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • zany kou ve de feon'i Ravalomanana? tsssss arretez de faire chier le monde

  • Miombon-kevitra tanteraka e!Amiko aloha ny frantsay zany dia mbola ambany noho ny alika!tsisy ilaivana azy.

  • olo mahola tsy miheritreritra.. ra8 koa miverigna ano meinh agnanovany tagno vato bé!!!

    nationaliste tsy manjary tsy matonga lavitra lay raisonnement nao adala

  • Tsy azoko mihintsy lay resaka FRANTSAY .. mdrr

    Ohatrany olona mirediredy zany lay olona miteny, tezitezim-poana @tsisy dikany ! --"

  • Bonjour, merci Papizano pour la vidéo. C'est incroyable qu'un homme d'Etat appelle à des actes de violences, à semer le désordre dans son pays uniquement pour rester au pouvoir , pour y revenir afin de s'enrichir en volant l'argent malgache et en volant les terres cultivables de Madagascar. C'est bien triste Madagascar est pays merveilleux avec plein de richesses.

    Madagascar pourrait être parmis les premiers pays d'Afrique, être un modèle économique.

    Les présidents veulent être riches.

  • Raha mandeha ny entreprises frantsay... no Moov, no Orange, no Telma no connexion internet, no youtube... Et OUI : Madagascar a des dettes encore... Je crache sur la HAT mais je ne peux pas permettre qu'on dise des conneries pareilles sans réagir... ça fait honte d'entendre quelque chose comme ça dénué de toute véritable connaissance... ça nous fait passer pour des singes...

  • Sa mbola atao teny gasy ko ?

  • Mdrrrr ! La nationalisme engagé sans connaissances...

  • aza midelire ry bandy a! amerikana a amerikana!!ianao tena venan mihintsy, ho aiza eo ianareo é! dia ianao zao no tena miantsy ny ady an-trano ny samy Gasy;mbola Frantsay no tena manome sakafo anao izao raha tianao ho fantatra,inona ary aiza zay volanao ,banky ropitra tanteraka, fiantrana ny an'ny olona ny amreikanareo tsy mitotaly anareo akory fa aza mirediredy.

  • mampalahelo mintsy fa ampiredireden-dra8 dôly ny mpilelaka ny faladiany!!!!

    ny GASY tompoko dia sady tsy an'iza na an'iza fa an'ny gasy ihany!!!! refa oe tsy mila vazaha dé tsiss ankanavaka fa tsy oe amerikan mamy ééé!!! lelafina ny faladihin' SADC ééé!!!! sud af éééé!!!! ndana ko diovy ny lava-poringiny!!!! ary refa resaka MADAGASCAR tompoko dia mitovy daholo ny interêt-n'ireo firenen-dehibe reetr reo. mba diniho ihany zé zavatr lazaina. Ranga ôtrany zazakely!!!!

  • enao miresaka io ary tsy diplomate akory, eo dia be resaka fotsiny.poufff vive les gasy et vive la france

  • aza mitenitenyfoana fa mbola frantsay aloha no mahery na tsy mety aza ny ataony e!!allez tonga!!

  • Madagate ty kou no anisan'ny mpamodika an'i Madagasikara, misaotra betsaka anareo Radio gasy, mahery fo ianareo...Ary ny fahatrana iainan'ny malagasy amin'izao dia manam-porofo fa niady ny ady tsara ianareo. Aiza ze fanovana netin'i Madagate...FANDORANA FANANA'OLONA SY FANAOVANA SORONA AIN'OLONA, FANDORANA RNM, TVM, FANONDRANANA NY HAREM-PIRENENA ANTSOKOSOKO, FIVAROTANA TANINDRAZANA, ARY CRIZY POLITIKA TSY MISY FARANY EFA HO 2 TAONA SY VALO VOLANA...ZANY NO FANOVANA

  • roasin-tsika aloha reo gasy tsy tia tanindrazana, mpamono olona. Aza manonofy fa ny amérikanina zany tsy mila sy tsy miraharaha malagasy (intérêt ihany no ilainy). ny olona otranareo zeo no manimba io tanindrazanay io. menatra aho satria ianao malagasy tahak'ahy no te hamotika ny ho aviny ireo malagasy havako . mitogava saina, malahelo i Andrianamponimerina miheno enao. vive Madagascar et vive les malgaches.

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more