Marina tokoa fa voasoratra ao amin'ny bokin'ny fiainana daholo izay ataon'ny olona rehetra na ny miafina indrindra aza ka aoka ny tsirairay hitandrina ny lalany!
D natao ho an ireo mpitsara mitongilana sy b kolikoly rehetra! aza adino fa ho tsaraina ko ianareo any ambony any, tadidio ireo fiainan olona rehetra nosimbainareo tety ambon ny tany! Que Dieu aie pitié de votre âme!
Izana no tena hira ssahaza ho an'reto panao pôlitika maloto eto @ tanàna reto fa raha mbola tsy hoo tonga saina @ zan kous alou de tena miezaka ny ts te hihaino!mankasitraka ttanteraka de mahereza daholo!
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.Tena tsara be lay hira.Mampandinitena ho an'ny rehetra.Ny zanako vao 3 taona aza dia tena tia mihaino ity hira ity.Mahereza Rija amin'ny asa fitoriana ny filazantsara .Jesosy Tompo homba anao.Amen
fanjahary 3 weeks ago
mercie !tena tsara le hira
meloic00 3 weeks ago
mafinarita be le hira
chiipiie105 1 month ago
Tsara, tena tsara. Mbola hotsaraina avokoa isika any an-danitra any. Misaotra anao aho ry Kristy nampiomana ahy...
yveshasinina 1 month ago
Marina tokoa fa voasoratra ao amin'ny bokin'ny fiainana daholo izay ataon'ny olona rehetra na ny miafina indrindra aza ka aoka ny tsirairay hitandrina ny lalany!
JOELKELY 2 months ago
tikob le parole anl hira tena mampandinin-tenab ! marina nenao Rija
afaniry123 3 months ago
tsy hisy ho afa-miala fotsiny zao e!samy mbola ho tsaraina daôly!!Gloire à Dieu!!!
mi1990ful 4 months ago
D natao ho an ireo mpitsara mitongilana sy b kolikoly rehetra! aza adino fa ho tsaraina ko ianareo any ambony any, tadidio ireo fiainan olona rehetra nosimbainareo tety ambon ny tany! Que Dieu aie pitié de votre âme!
MsTamaga 4 months ago
Izana no tena hira ssahaza ho an'reto panao pôlitika maloto eto @ tanàna reto fa raha mbola tsy hoo tonga saina @ zan kous alou de tena miezaka ny ts te hihaino!mankasitraka ttanteraka de mahereza daholo!
vontsa2 6 months ago
Mankasitraka fa tena tsara na ny tonony na ny feony. Tohizo. Ny Tompo anie homba anao.
aucteakwondomaster 1 year ago
Peace & Misaotra
MASRENA 1 year ago