Tsy leran'ny fifanenjehina intsony zao andriamatoa filoha, vaha olana maharitra sy haingana hoan'ny tanindrazana no ilainna fa mijaly ny vahoaka malagasy. Araka izany bady kely neutre fomba fijery no nanoratra ity, au nom de la liberté d'expression dont la protection est assurée par la charte des nations unies. Mino aho fa hisahana manokana ny fiainan'ny madinika ny fiondrana eo ampelantananao!

DagoDix 2 weeks ago