arahabaina ramatoa yolanda kakabadse fa hitondra ny foiben'ny wwf (adika malalaka hoe foibe iraisam-pirenena miaro ny tontolo iainana) manomboka izao.
ary maniry azy fahombiazana sy faharisiam-po lehibe @ fiarovana ny tontolontsika zanak'olombelona manoloana ny dridran'ingilo ekonomika sy ny fiazakazahana @ fiantafihana.
Fantatsika ve fa tsy ireo ihany anie no fandringanana ala misy eto@M/car e! fantatrareo ve fa ny QMM,Sheritt Ambatovy koa ka manao ny ataony.Milaza ireo fa manao "action de conservation compensatoire".Ny tenanay dia anisan'ny nahita maso ny@zan,fa raha misy dia misy dia 2%ny ala potik'ireo no azo averina,ireo2%ireo mbola miandry an-taonany vao mety hitovitovy @taloha(tsy hitovy aloha).Ary ny gasy izay natao hiaro ireo dia variana@volaben'ny projet fa tsy@fomba hiarovana ireo marina.Potika M/car
Ozoniko amin'ny Anaran'ny Andriamanitra Andriananahary, sy ny Razana nametraka azy izay rehetra ao amin'ny Fitondrana na ny teo aloha na ny ankehitriny, ka fototr'izao fandripahana ny ala eny an-tanindrazana izao! Ny taranakareo: tsy ho ela velona, ho faty mosary avokoa! Tsy ho vanon-ko olona, anie, ianareo mianakaviavy! Ary ho very any amin'ny Afobe, ny fanahinareo rehefa maty ianareo!
Raha te-hanala izao ozona izao ianareo, na ny taranakareo any aoriana, antsoy aho @ nomerao +639 27 38 33 523.
saingy mahagaga fa dia ny mpamaky ireo teny vahiny ihany no toa maro anisa. rahoviana isika vao hahatsapa fa andohalika ny ranombary ka difotra ny tanindrazana sy ny zava-boary iombonan'izao tontolo izao amintsika?
vonjeo re ny tanintsika fa aza avela araraotin'ny mpanja kazaka isan-karazany8)

itaramasoandro 2 years ago

gasyAnyMada 2 years ago

Gidragidra 2 years ago
voasoratra @ fitenim-pirenena telo, anisan'ireo ny teny gasy : hevitra lavorary avy @ dezzalondon.