Added: 2 years ago
From: rantomd
Views: 3,996
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (5)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Eh nandoro ianao nefa tsy may tsara hitako tsara fa ny afo no nandidy ny handoro zay partie tiany nefa ny partie essentielle tsy nodoroiny: le anarana, donc miexiste foana le andry rajoelina na de nanao effort ny nandoro aza ianao!! mazotoa mitana lolompo eh!!! zany ny fahendrena nampianarin'ny ntaolo atsika mantsy!!!

  • ça y est??!! t'as tout brulé??! tu t'en remettras??! lol! cela t'as fait du bien de bruler ce papier???!! ny gasy mahantra liam-piovana izay tsy mahalala akory ny fisian'zany internet 'zany ny ankamaroany na t@ andron'ny dadanareo aza dinihana fa tsy any lavitra any no mizesta mampiseho sary may sy miseho mandany andro mampita sary ato @ youtube satry manana moyen anaovana an'zany tsara!

  • <3 jadoore

  • milay kosa le tsaky a, toaka sisa no tsy ampy,lol

  • matoa ianao manana fanaovana barbecue misy atao aza variana manao fanatisme mba ampio ny gasy mahantra

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more