Added: 2 years ago
From: coupetatmadagascar
Views: 19,132
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (9)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • apiesoun TGV ny sasany d ini fa maneki sy mino!!tss..mil vounji ti Madagascar tii ==' Firenena no modii dradradraina nef fanjanahana vao2 no ao ambadika d le gasy njai no lasa miady antrano..wez nf narew ry mptoundra ts mjery vahOka fa samy ho tsaraina nge amy andro farany e??!! ts te hahenu aa we....samii misaina tsara!

  • @rabejaona tsy menatra mamely tsao mintsy io mba oe gasyAnyMada nef ts mahita akory ny zvtr mitranga ati, ts mazaka resy aön..tsindry fotsin ren oe nanakaramain mersenera ren, fa ra ny olona tena tsy homby 13Mai, zai mits ko n' ts' sisifanai teni, eni fa nad tsy t ijery ny habetsahanai aza ry TGVendrana..haha iza zao ny tena resy, atramzao ny olon mitombo föna tsy tamby isaina, ry foza orana isan ef ts mahita lazaina intsoni ef hita fa t hivadyra8 f menatra, hahahaha

  • justement, tsy teo tsony ra8 dia nigafy. maty aho dia matesa rahavana be lé fomba fisainana e! tadidio tsara fa t@fotoana nanenjehan'ny miaramila ny pitolon'ny tgv ireny fitifirana ireny no nitranga, ary ny miaramila nijanona teny ambohijatovo fa tsy nandeha 4X4. ankoatrizay d ef nandeha vaovao itampoko itampirenena t@ireny fa i ra8 nanakarama mersenera hanenjehana ny mpitolona fa tsy mazaka resy. iza no nampaantra, nampiditrosa, ary mbola mampijaly ny firenena atr@zao raha tsy i ra8?

  • tsy tadidinareo ve ilay 4X4 nokaramain-dra8 taloha hitifitra eran'ny antananarivo e? firyfiry no maty, ny malaza indrindra angamba dia ilay tao@fivarotam-boky ambohijatovo.Miharihary fa tsy misy hafa tsy ra8 no afaka nividy ireny fitaovam-piadiana ireny,ireny mihitsy no nizestiavany, dia mamono ny mpiray tanindrazana ve.Dia ohatran'i Khadafi nefa dia mbola misy mpitia ihany. mampalahelo ilay toetsaina.

  • @gasyAnyMada Dia tsy mentra manely tsao mintsy.....efa malaza be zao oe ny FIS sy ny HAT ireny 4*4 ireny.....Haja ny anarany ilay vehivavy vao tifitra ary Miaramila noho namono azy......tao arina ny coup d'etat daholo zany efa tsy teo intsony ra8

  • @gasyAnyMada

    ka aiza zao reto fiainanareo mianakavy @ zao ? 4 mi-daholo, efa ho fatin'ny fahantrana ha!ha!ha

  • @gasyAnyMada tadidio ty teniko ity fa tsy ho ela enao de hanenina

    ny mapalahelo anie de reo foza nanaraka sy nametraka azy teo iany no mijaly am'zao fiainana izao e!mjery anao izy ve? miaino anao iz ve?fa mampahatra anao izy Ok!

    asakasakao ra bola hanaraka azy

    fantaro alo ny tantara vo mresaka momban'i khadafi enao fa aza mteny tsy mandinika

  • ARRETER DE PROPAGER DES ANERIES ET DES INTOXS . RAVALOMANANA C'EST DU PASSER LE TIM AVEC. VOUS PERDEZ VOTRE TPS MES PAUVRES AMIS. REGARDEZ LA REALITE EN FACE . ALLEZ DE L'AVANT.

  • ita oe olona migafy le tifitra :)

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more