Added: 2 years ago
From: 974herilala
Views: 13,805
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (9)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • @rovitra,ka izao ilay izy ange ! lazain' i Raoul any@ faran' ny hira fa mamboly vonikazo izy sao heverinareo fa manao zavatra hafahafa...Dia hoy aho izany tokony angamba no tena mahatonga ny olona rehetra ho tia voninkazo!...kivazivazy daholo izany fa mba mahafinaritra ny mbola ahafahana misarisari- adala amin'dry zalahy ( ny gp Mahaleo io) fomba iray ohatran' ny mbola afahana miresaka aminy( i Raoul io) na dia efa tsy eo intsony aza izy .Soa ihany fa mbola eo ny sasany...

  • @kotolala . tena marina mintsn zany! jereo fa na dia hatrany am-pasana aza dia ts maintsy misy vonikazo foana! ka iza no mahasahy mlaza fa ts tia vonikazo? sa bozaka v? lol!!!

  • ny tena azo antoka dia tsy ho adino mihitsy, amin'ny fomba ahoana no hanadinoina revy be ohatra ireny

  • Ity hira ity dia atolotra antsika rehetra mpamboly vonikazo

  • @kotolala Lol fa ahoana no oe mpamboly voninkazo mits?

  • le feo an'i fafah ry zareo tena tsy hay zay hilazana azy â !!

    toa greffe na ramafadrahoana sy Gabbi ny kintana telo ary nanahary zany !!

    lafatra ê !!

    de mandriha am-piadanana enao ralahy !! Raoul !!

    dovic

    :)

  • Sao dia ataon'ialahy hoe: manadino letsy aho a!! Tsia letsy a! tena mahatsiarotsiaro letsy aho a! Misaotra anareo mampirevirevy anay eto e!! mbola hafa ny tena tarika mahaleo e!! Dadah fafah Bama Bekoto sy ny sisa merci!!

  • sao dia hataon'ialahy hoe mirediredy letsy aho an!

  • Milay lessy a!!!

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more