Added: 3 years ago
From: nomenagabriel
Views: 28,664
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (28)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Tompoko,

    Hono ho'aho inona moa ny dikan'ny hoe "hotamotamoko" ?

    Misaotra anareo izay afaka manazava marina.

  • Gasigasy ka manja

  • deux mots : c'est super

  • MERCI POUR CE MOMENT D'EMOTION

  • azy ny azy , eny veloma ihany izay havako izay , eny veloma!!!

    Paraky mahery izahay, tsy holanin'olon-jejo!

  • azy ny azy , eny veloma ihany izay havako izay , eny veloma!!!

  • Votre musique est belle. J'aimerais l'entendre. Madagascar est belle. Je suis originaire de Slovaquie.

  • @rastopivon

    Merci bien pour votre remarque. J'ai eu l'occasion de visiter la Slovaquie, et j'etais tres impressionne par l'amour de la musique classique et traditionnelle slovaque que les habitants avait. Je vous felicite aussi Bonne ecoute!

  • Ay moa vare tokoa fa tao ankamantatra foana ny fiteny gasy. Dia tena misaotra leisty mampatsiahy an.Arys aza tsiny fa tena adiniko. Misaotra Tompoko

  • Salama, bonjour daholo,

    Tena misaotra indrindra an'i laonasyfandasy aho. Misaotra tompoko.

    Atao hoe voninahitra ho anao ? Sanatria. Ny voninahitra ho an'ny Ntaolo. Ianao mampita toy Eric Manana.

    Ka dia misaotra tompoko.

  • Hono ho'aho re olona,

    Iza re, aminareo no mba afaka angantahana ny tonon-kira ?

    Misaotra dieny mialoha, tompoko.

  • Roy e roy e roy e ry lahy! Midola tsy ketra'ketrak'ila Midola tsy amin-tsavony mavo rajo Midola mitongom-baky "mauvais" Mitari-pasika mody ka tsy tiako Lazondazom-boakanzo nankalao Lazondazom-pitia nanadala Tiavo ny havanao Ramatoa F'izaho aza ariana sombiniaiko ieh! Azy ny azy e! Eny veloma ihany 'zany havako 'zany eny veloma!
  • Misaotra Tompoko. Fomba ny misaotra ary tsara ny misaotra saingy tsy tiako ilay "Tompoko". Fomba ilay izy ka dia ataoko.

  • Eny ekeko fa marina izany Raha ianao peratra Izaho ratsan-tanana Ianao no endriko Izaho bikanao sombiniaiko Aza dia miavonavona ry kala Aza dia tsy miteny ho'aho ianareo Raha tsy tianareo anie aho Atero eny antsasa-dalana aho mba hody Eh! Azy ny azy e! Eny veloma ihany 'zany havako 'zany eny veloma!
  • Eny ekeko fa marina izany

    Tavohangy raha mihilana

    Tohanako lantinoara

    Ise kely raha mihilana

    Tohanako latin-tsandry moramora

    Eh! Azy ny azy e!

    Eny veloma ihany 'zany havako

    'zany eny veloma!

  • Eny ekeko fa marina izany Tranonay sy malala Manao atsimo sy avaratra sioka tokana dia mivoaka Kopa-damba dia lasa "rendez-vous" Ondaondano kely anie aho ry patro Fa marary ny an-dohako Fa naninona no narary ? Tsy niala vazo-boana ka narary e ! Eh! Azy ny azy e! Eny veloma ihany 'zany havako 'zany eny veloma!
  • Eny veloma masina ny aty Teny Antananarivo izahay Arivo tratry ny taona Tetsy Ambatonakanga izahay Nahazo akanga nivady o! Ary teny Ambohimanga izahay Namangy an' Ikaky sy Neny Itondray tamotamo aho hotamotamoko Itondray sakarivo aho hirivorivoko Paraky mahery izahay re Ka tsy hohanin' olon-jejo.
  • Ambatonakanga ? Moa ve ankaga ireo "demoiselles" ? Asa.. Anareo mpahay angamba no manazava. Dia miasaotra mialoha Tompoko.

  • tsisy fisaorana tompoko .

  • Comment removed

  • Je me répète, tant pis. C'est grandiose, c'est génial. C'est vraiment trop top.

  • Ataoko hoe Salut daholo,

    Tena "milay" hoy izahay. Ny marina tokoa dia atao hoe tena tsara sy mahafaniratra.

    Mirindra tsara ny tonon-kira sy ny dia.

    Je mettrais 9,5/10 si ce n'est plus.

    Merci les gars, merci beaucoup.

    I Zanahary hitahy sy hanampy leitsy an.

  • Rabory

    Tsara be ilay version .Fa misy tonon-kira hafa izany ny Afindrafindrao

  • rabory

    Tsara be ilay version . Fa misy tonon-kira hafa izany ny Afindrafindrao kay.

  • mi lay be

  • Une version très vivante de cette chanson nationale.

    Un très grand MERCI!

  • eee!!!

    sura léroaaaa, reveko ny vazon'ny akama, marci lessy aa!

  • j'adore cette chanson, il a un rythm spécial, je ne sais pas comment dire ça mais je trouve ça bien.. Le rythm est très attirant!!!!!

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more