Mahita atao mintsy Tsiliva ty kah, mampiomehy kah..., tena tian'ilay zanako kely mintsy ange ny gadona ataonao ry Tsiliva e!, hafa ihany hoa ny Kilalaka d'origine, mankafy fona na de lavitra an'i Dago aza e!, tohizo fa tena mampialavoly, misaotra an'i Rabehasy fona ny avy aty Calgary Canada.
Greetings from Namibia, Madagascar we love ur wonderful music!
53Africa 1 month ago
Un gros zéro pointé...
MrByjos 2 months ago
milay an. atrty USA mankafy
oanonytay 7 months ago
@oanonytay Oui hatra aty USA io dada!...
meilleuregagne 2 months ago
hafa avao koahy menabe zao!!!!!!!!!!!vezo
toliaratsymiroro56 10 months ago
Ambanimbany Ambanimbany Ambanimbany Ambanimbany Ambanimbany Ambanimbany wohhh
fidelpaolo 1 year ago
tro bien les pas et le zik
loveuse976able 1 year ago
Tsiliva , roi du kilalaky!! Ha mafana foan fety izko izy present! =)
Biancachou1 1 year ago
marche arrière amin'zay...trop fort!!!
24Rvk 1 year ago
Izaho tiako! =) bo gôsy !
sarindra18 1 year ago
Sa déchire sa tue!!!
Antsirabe110 1 year ago
tsara be mintsy e!!! <3
nininalove 1 year ago
tsiliva t un phénomène j'aime j'aime j'aime
rafetraniaina1 1 year ago
Mahita atao mintsy Tsiliva ty kah, mampiomehy kah..., tena tian'ilay zanako kely mintsy ange ny gadona ataonao ry Tsiliva e!, hafa ihany hoa ny Kilalaka d'origine, mankafy fona na de lavitra an'i Dago aza e!, tohizo fa tena mampialavoly, misaotra an'i Rabehasy fona ny avy aty Calgary Canada.
Nanah48 1 year ago
hahahahaha mapimehy koa iti hira ity hahahaha nahazo polisy minanaka koa tsiliva hahaha tsara merci tsiliva
NATACHA631 1 year ago