Added: 4 years ago
From: andobe
Views: 49,495
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (20)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • mandehana hiany amity lalana iny aminy marina isika rehetra fa misy fiafarany any zao tontolo zao e!

  • mivavaha ihany isika raholombelona fa ny ho avy mbola tsy fantatra

  • Mankasitraka.SCHEPPLER Mahafaly. FRANCE

  • fa nahoana re olona dia misy iray manondrana ohatran'io.Inona marina no tena tsy tianao ireo sipa sy bandy mihira azy ve no tsy azoazonao sa ny hira no tena heverinao fa vendrana be...Mba lazao fa mba te tiako ho fantatra.

  • Dia mba zarao ary ny hazo fijalienao

  • Tompo o tantaninao ny dianay tsirairay avy

  • tsy mora ny lálana mankany an-danitra, tery, mikitoatoana, feno tsilo sy fandrika, nefa ao Jesosy miara-mandeha amintsika zanany ka mampahery hatrany. "Indro Izaho momba anareo mandrakariva mandra-pahatongan' ny fahataperan' izao tontolo izao" hoy Jesosy.

  • any amiany ko io a!eny avardrano eny!

  • "Misy hazo fijaliana ho lanjaina @ ' iny lalan'iny ! "

    Misaora ny Avo indrindra @ fonao rehetra !

    Misaotra tompoko....!

  • misaotra ny TOMPO tsara ny hira ary ahatsiarovako ihany koa ny lalantsarotra nandalovana t@ tolona natao nandrodanana ny asan'ny maizina rehetra. Maro ny olona novonoina teny Ambohitsirohitra, ANDRIAMANIRA irery nefa no tompon'ny aina.

  • thanks for posting this

    Jesus bless you

  • mArina izany

  • yes this is not an easy way, you'll also have to bear your cross when you follow this way.but you know what? Jesus is there at your side at the most difficult moment to take your hand and guide your step.

  • Tena tsara io hira io! trops bon

  • Tsy maintsy mandresy ny tolona!!!

    HAT OK.

  • misaotra e!  vero windsor canada

  • merci!!!!

    Toast a Laza et Njarasoa. Bisouxxxxxx

  • tsara be, mampahatsiaro an'i Fianarantsoa

  • @tsopatsopa betsileo be !!! Any aminay io e

  • tsara fa misaotra

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more