Soa tsy fantatrao ny tolona ao anatiko ao, toa reko injao mitriatra ny fanahiko. Soa fa raha tsy izany angamba mety ho gaga ianao, izaho ilay namanao nitia mangina anao................
Rojo3012 2 weeks ago
anga Mahery io? toa mbola zeun b
baoromy 2 months ago
lol
MsFaneva 2 months ago
andrekako.....souvenirs!!!
ranaivosoa 8 months ago
tiako loatra e!!!
rrojomalala 9 months ago
Oadray ireto sary taloha e, haha. Poopy sy Mahery mbola papoouzy kely.
Dogfishstinks 1 year ago
hirako tam bola kely io!! tiako reto ilay tonony a!! sad tsara ny mélodie ^^ misaotra ee!!!
n8thyl1z 1 year ago
misaotra e
tinasnds 1 year ago
tiako !
lyaah29 1 year ago
souvenirs e!!!
mioutsi1 2 years ago
hay ve mbola nisy ihany ity hira ity é ! Misaotra ô!
myshinygirl 2 years ago
TSY MBA NANAMPO NY HAHITA ITY HIRA ITY INTSONY AHO TENA MAMPAHATSIARO NY FAHAZAZANA E ! vero windsor canada ,ontario
Elfenehe 2 years ago
ao tsara eee
revinjazz 2 years ago
tiako beeeeeeeeeeeeeee
Palomee16 2 years ago