Tahiry ve mipetraka aty france zao? toa izy zay tazako zay
tsiaro 4 months ago
eny tena tsara tokoa ilay izy sady i tahiry misy feo tsara ihany koa .
crisyjerlo 1 year ago
andrayyy,Stanny ve le sipa manao clip io?????
eddydylan2 2 years ago
any mada ihany no mety ho tsara an'ilay clip.
Fanjatiana 3 years ago
tsy aleo ihany ve any dago lé !lol!
niakama2 3 years ago
tsara le hira oo,
richia79 3 years ago
Mahafinaritra be ilay vazo! Manantena ny fandalovanareo tsy ho ela indray...toy ny tamin'ny faran'ny taona teo
youzik 4 years ago