Added: 3 years ago
From: andobe
Views: 33,836
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (14)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • ok

  • tiako be zany hira zany merci sady ilay feo tsara be izy roa

  • tiako be zany hira zany merci

  • Miombom-peo sy vavaka amin'ireto artista ireto sisa no azo atao rehefa tsy mahay mivavaka na mihira ohatranay ! ! ! Feno tsara ny vavaka entiny eto ka tsy hitako izay hanampiana azy intsony, Inoako fa misy toerana any ! ! ! Ary ianao ? ? ?

  • ny feon'i Rija aloha tena tiako eh!!

  • Que de belles voix !!!! Magnifique

  • "Rainay o! Mamela ny hadisoanay !"

    Tsara le hira....fa misaotra betsaka:

    Rock masina !

  • Tsara be ny feony sy ny toniny, saingy "sy fanahy" angamba no izy fa tsy "ry fanahy"

    Misaotra e!

  • tena mahalatsa_dranomaso mihintsy aloha raha ny hatasaranizany hira zany raha mahatsiaro ny rehetra eh,merci eh

  • Tselatra hatramin`ny ffarany e

  • très très jolie chansson!!!!

    vous habitez où???

  • aleo ko mba hiarahanandratra hira fiderana miaraka aminareo aho e

  • Mahafinaritra ahy ny hiram- pivavahana ataonao ry Tselatra. Tohizo!

Loading...
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more