Added: 3 months ago
From: RondroVolantsoa
Views: 750
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (5)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Ry Andriamanitry ny fanahy sy ny nofo rehetra ô, izay nandresy ny fahafatesana ary nanorotoro ny devoly sy nanome aina izao tontolo izao, omeo fialantsasatra, ry Tompo ny fanahin'ny mpanomponao Jean Paul Randriamanana any amin'ny toerana feno hazavana, tsy misy sento na fijaliana na alaelo. ianao izay Andriamanitra tsara fo sy feno fitiavana ny olombelona, avelao re izy amin'ny heloka reehtra vitany tamin'ny teny, asa, hevitra satria tsy misy olombelona ka tsy ahitana fahadisoana t@ fiainany

  • Ianao irery no tsy azon'ny ota; mandrakizay ny fahitsianao ary ny fahamarinana ny teninao. Ekeo ry Tompo ny hidiran'ny fanahin'ny mpanomponao Jean Paul Randriamanana any @ toeranam-pialantsasatra izay onenan'ny Olomasina amim-piadanana, fa Ianao irery no feno fitiavana ny olombelona Amena.

    VONINAHITRA ANIE HO AN'NY RAY SY NY ZANAKA ARY NY FANAHY MASINA

    Andriamanitra ô, izay nidina hatrany @ fiainan-tsy hita sy nanapaka ny fatoran'ireo babo, omeo fialantsasatra ny fanahin'ny mpanomponao.

  • ANKEHITRINY SY AMIN'NY TAONA REHETRA MANDRAKIZAY AMENA

    EGLISE ORTHODOXE DE MADAGASCAR (Makarios)

  • Misaotra e! ho sambatra mandrakizay anie izy.

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more