Soly
4:42
Added: 4 years ago
From: bemozik
Views: 33,404
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (12)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • tsara lotr!efa atramizay mitsy no nampiseho ny maha malagasy i samoela!!tohizo hatrany ny hira fa ankafizinay foana!!!

  • Tena saiky tsy fantatra hoe i Samoela ilay mihirafa ohatra ny hoe figurant satria niova be.

    Mahafinaritra e!

  • Ka i Soly ary izao efa lehibe (efa mitady ho antitra) sy mbola hitanay mandehadeha any! Fa ilay style mbola tsy miova (tsy fantany fa efa démodée izy, jean manga sy volo tsy mety lava)! I Samoela angamba sisa no taratara aminy fa ankabeazan'ny tsirony(Soly) efa lasan'ilay Vazaha be e!

  • Somary mahery setra nefa milaza izay tokony ho fantatry ny rehetra. Endrik'i Madagasikara iray hafa koa i Samoela!!!

  • Sady izay ny clip tena mampiseho tsara an'i madagasikara. Ce n'est pas le genre de clip qui copie bêtement les américains ou les européens.

  • Milay zany ... Madagascar (l'

  • Tokony hatsangana olomasina dieny izao le bandy Samoela 'ty! Amiko dia izy no mpanjakan'ny zava-kanto malagasy: sady marina ny zavatra lazainy no mampita tanteraka ny mahaMalagsy ny "clip"!

  • malahelo ny tanin-drazzako aho rehefa mihaino an ity

  • misaotra éééé!!!

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more