Added: 4 years ago
From: generationgasy
Views: 25,057
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (21)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • ao tsara le hira

  • za mirevy an-dry zalahy fa ty kosa fopla kle

  • milay é sa represente daga é !!!

  • hira tena milay... merci Vony Soa <3

  • Sur mintssyy e!, milay be le vazo. Mampatsiahy ny taloa

  • awona lesy ny any itaosy any an? mlay e!

  • ohatrin'ny tsy misy afa-tsy "tsy digniko" sy "revy sa ditra" no sur le net, je ne sais pas trop pourquoi mais moi aussi j'en cherche.

  • tsara ranga io hira io a!! ary le "tsy ampafiriny" v ts ato am youtube??

  • houuu... tsara ka.. merci generationgasy.. mlay e

  • mlay be e

  • Big Up à North & Center tsara be ilay hira manpahatsiaro an'i Madagasikara !

  • snif!!! i luv!!! bon kiff, bonne vib, souvenir souvenir !

  • g kif b1 le zik !

  • tsar aloa e

  • Lasa lavitra i'Mada ho an'ahy, mahatsiaro be. Miteny marina ity hira ity, misaotra North & C!

  • ayyyyyyy... cette chanson me me markera tjs XD

    fotiny le sipa hony le izy fa tsisy fotiny DEINNNNNNN...

  • zany ka hira milay. Mihira gadon-kira ivelany nefa mitazona ny maha izy azy. On ne s'ennuie pas.

  • hayyyyy ke de souvnir :)

    mada tu me mank

  • tiako be zany hira zany... Iza kay no anaran'ilay vehivavy mihira fa tena reveko be ny feony...

  • Best RnB eva!!! Awesome!

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more