Added: 1 year ago
From: hentsrana
Views: 7,159
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (7)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • continue Rija ,tu me donne de frisson

  • "na ianao ho ao an-tranon'ny Ray na hijaly mandrakizay' tokoa,anjarako sy anjaranao no mieritreritra

  • Mazava ny hafatra,hotsaraina daholo isika!efa mba vonona ve? efa nandray an'i Jesosy ho tompo sy Mpamonjy anao manokana ianao? Isaorana Andriamanitra fa sady kanto ny feon-kira ary feno ny hafatra.Hotahian'Andriamanitra ianao rahalahy ary tehirizo, ampiasao ny talenta nomena anao

  • Ray ô, misaotra anao fa nampiasanao i Rija mba hidera anao sy hampita hafatra lalina @ alalan' ny Hira!

  • Tsara loatra, mankasitraka ny kanto ataonao ny tenanay Rija a!, tena misy hisaintsainana mintsy kah...

  • Misaotra e!

  • Kay! mama a! tena tiko beu,mamy mamy beu,tena tiko,izany ka tsiron-kanina,misaotra anao nizara ny kanto,tena @foko no ilazako izany misaotra an.

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more