AH AH, FA TENA MANEMANIN ;P N GASY LU @ ZAO E, 2 fois pire noho t@ dada teo ee,nde natao fitaovan n vahok nahazoan n andry n toeran fotsin ee,zao andry eo d loza n foza mafana ee, MIVERENA DADA F MILA ANAO MADAGASCAR,
amnizao fotoana izao dia mijaly ny malagasy!!2fois pire noho ny tamin'ny andron marc ravalomanana!!!ny tiko ho tenenina dia voafitaka ny malagasy fa azon'i andry rajoelina fotsiny ny sezany ka ny mampihomeh dia tsy maafantatra nin2 ny momba izany fitondrana firenena izany i andry rajoelina!!!reharehanay i marc ravalomanana izay lehilahy tsy manavakavaka na manao didy jadona,na koa mandainga amin'ny vahoaka!!!!inona zao ny zavatra mba vitan'i andry rajoelina?ANGALATRA BOIS DE ROSE?
iza no filoha tsy tia-tena saingy ny zava-bita nojerena...ary ny vahoaka no nametraka azy teo fa tsy otran'ny Andry manongana fotsiny sy manemotra lava ny fifidianana mangarahara...firy taona ingahy Ratsiraka teo fa ny fanapotehana ny harenam-pirenena toy ny ponts sy ny sisa no nataony. Andry! Fantatrao tsara fa noana (mosary) ny vahoaka malagasy ka aza hararaotina ny fahalemeny. Ary handraso ny vahoaka hifidy anao ary institution ts zvt azo hovahovaina otrany disc sao bola zatra t@ Disc Jockey
Filohanay Marc RAVALOMANANA ihany! nahavita ze vitany izy! efa ny anjara @ fahatran ny malagasy ,tsy misy olona afaka hanao miracle na dia olona manao ahoana aza, fa tokony nahay nakasitraka ny olona nanao izay azo atao na dia ho ami nny fanatsarana ny fireenena ny lalana, ny tanana.... inona no vitan ny filoha talohany? samy niaro ny paosiny sy ny sezany avy ny olona mitady toerana, sy ireo zay nadray ankeriny tami nny habibana sy "sauvagerie" t@ fanoganana ny fitondrana? miharatsy hatrany!
pfff, ka tsy fahantrana sy fijaliana koa ve no niainan'ny gasy t@ elah mbola teo?
aza mody ny fivavahana sy ny hevitry ny Amarikana no atao fitaovam-piady manoloana an'izao rehetra izao.
mbola mbibaribary fa fitiavan-tena no mampiteny an lah fa tsy soa ho an'ny rehetra, raha tsy misy ben'ny tanàna, iza sy @ oviana ary vao tena hisy hitantana arà-dalàna ity firenentsika ty mr ravalo ôôô

TheSipamanja 3 weeks ago

tsiory999 6 months ago

Evahsoa 1 year ago
Filohanay Marc RAVALOMANANA ihany! nahavita ze vitany izy! efa ny anjara @ fahatran ny malagasy ,tsy misy olona afaka hanao miracle na dia olona manao ahoana aza, fa tokony nahay nakasitraka ny olona nanao izay azo atao na dia ho ami nny fanatsarana ny fireenena ny lalana, ny tanana.... inona no vitan ny filoha talohany? samy niaro ny paosiny sy ny sezany avy ny olona mitady toerana, sy ireo zay nadray ankeriny tami nny habibana sy "sauvagerie" t@ fanoganana ny fitondrana? miharatsy hatrany!
ninapereira13 1 year ago 2
pfff, ka tsy fahantrana sy fijaliana koa ve no niainan'ny gasy t@ elah mbola teo?
aza mody ny fivavahana sy ny hevitry ny Amarikana no atao fitaovam-piady manoloana an'izao rehetra izao.
mbola mbibaribary fa fitiavan-tena no mampiteny an lah fa tsy soa ho an'ny rehetra, raha tsy misy ben'ny tanàna, iza sy @ oviana ary vao tena hisy hitantana arà-dalàna ity firenentsika ty mr ravalo ôôô
didiND132 1 year ago