Misaotra ny tarika Namorona io hira io ho fampatsiahivana ireo havana sy namana ary ireo mila ravinahitra any ivelany, fa aza manadino ilay tanindrazana sy nosy malalantsika fa eo izy fa tsy mankaiza akory na dia kely aza. Tsarovy foana ny maha gasy anao, na fitafy na fiteny ary aza menatra manandratra avo izany, fa izany no maha izy anao.
dia tsy tokony ho firinga mihevitra koa ny gasy mila ravin'ahitra aty ivelany e, io na 50ans aza no ipetrahanao aty ny tenindrazana tsy tokony adino, ny ankizy ao antrano itenenanna teny gasy fona fa tsy manao variamin'anana, soa fa nisy ny tarika mahaleo manaja ny tenindrazana merci
gaga @ nareo manoratra teny anglisy sy frantsay aho teny gasy anie ny hira n-dry mahaleo e!mianara aloha teny gasy raha hody any fa mampihomehy e!!aza ambanina ny tenintsika reto a! efa mba io sisa no maha tsika antsika
fa inona koa ary ny mahagasy anao raha ny fombafomba ataonao dia fomba vazaha tany iainanao tanim-bazaha,ny sipanao vazaha,ny zanakao miteny vazaha, ny teny ampiasainao teny vazaha,ary izaho tsy milaza fa io fotsiny fa mba mahaiza mamaky e! fa ianao ve milaza hoe gasy aho kanefa tsy mahay teny gasy tsy mampihomehy be! ianao no tena mampihomehy!
ianao anie rehefa gasy dia gasy foana e! iny mazava be,na hiteny anglisy ianao, na hiteny frantsay ianao,fa saingy izao ny tena mampihomehy,no sady mahamenatra dia samy gasy ray sy reny izao, dia miresaka @ teny vahiny,iny kosa aloha mety hoe masiaka aho ,fa mitory fa tsy manaja ny hoe mahamalagasy,hitako hoe olona foringanahevitra ny manao izany,kanefa milaza fa tia an'i madagascar tsy miatsaraivelatsihy ve izany?
well don't we all ? that is part of being a member of the diaspora that really sucks... my uncle used to sit on his couch and say every day "hody aho eh". yeah this song totally awakens all those feelings... 'cause no matter where you go home's home... and for an obsure reason,( my literary Malagasy totally sucks but) I understand every line of this song O.O...
ils sont comme le bordeaux, ils s'ameliorent avec l'age... ils ont tres bien commence leur carriere et trente ans plus tard c'est toujours du tonerre...tena tsara tokoa ilay mozika. mahavita azy izareo.
Fitiavana ihany, no fanafody tsara indrindra ho an'ity Nosy mamintsika ity !!!!
Misaotra mahatsiaro ry Dada sy Fafah...
Xarastafarihy 1 month ago
fafah !! henjana ela !!!
mba tiako zao ny hoe Adele feat Fafah ^_^
dovic3107 2 months ago
Misaotra ny tarika Namorona io hira io ho fampatsiahivana ireo havana sy namana ary ireo mila ravinahitra any ivelany, fa aza manadino ilay tanindrazana sy nosy malalantsika fa eo izy fa tsy mankaiza akory na dia kely aza. Tsarovy foana ny maha gasy anao, na fitafy na fiteny ary aza menatra manandratra avo izany, fa izany no maha izy anao.
mialiniaina 6 months ago
dia tsy tokony ho firinga mihevitra koa ny gasy mila ravin'ahitra aty ivelany e, io na 50ans aza no ipetrahanao aty ny tenindrazana tsy tokony adino, ny ankizy ao antrano itenenanna teny gasy fona fa tsy manao variamin'anana, soa fa nisy ny tarika mahaleo manaja ny tenindrazana merci
ionitahina 7 months ago
he!!! tsara ery zany hira zany, maheno an'io dia mahatsiaro lay tanindrazana e!!!
ionitahina 7 months ago
Mamy be! misaotra anao nizara ny kanto.
974herilala 1 year ago
sambatra anie zany mahita gasy itenenana gasy izany e! Mafy lay hoe mivavaka am Tompo sy mitelefonina ihany vao afaka miteny gasy!!!!!
Christien2011 1 year ago
msotr betsaka e!!!
madipompeo 1 year ago
Mahafinaritra foana marina ny mihaino Mahaleo...Madagasikara : tiako sy mamiko.
Fa mila miezaka kely isika malagasy hanandratra avo indray ny tanintsika!
nymiangaly 2 years ago
mani-te hody!
Haingotiana 2 years ago
gaga @ nareo manoratra teny anglisy sy frantsay aho teny gasy anie ny hira n-dry mahaleo e!mianara aloha teny gasy raha hody any fa mampihomehy e!!aza ambanina ny tenintsika reto a! efa mba io sisa no maha tsika antsika
andriantsilavomanitr 3 years ago
Comment removed
livatian 2 years ago
fa inona koa ary ny mahagasy anao raha ny fombafomba ataonao dia fomba vazaha tany iainanao tanim-bazaha,ny sipanao vazaha,ny zanakao miteny vazaha, ny teny ampiasainao teny vazaha,ary izaho tsy milaza fa io fotsiny fa mba mahaiza mamaky e! fa ianao ve milaza hoe gasy aho kanefa tsy mahay teny gasy tsy mampihomehy be! ianao no tena mampihomehy!
andriantsilavomanitr 2 years ago
Comment removed
livatian 2 years ago
ianao anie rehefa gasy dia gasy foana e! iny mazava be,na hiteny anglisy ianao, na hiteny frantsay ianao,fa saingy izao ny tena mampihomehy,no sady mahamenatra dia samy gasy ray sy reny izao, dia miresaka @ teny vahiny,iny kosa aloha mety hoe masiaka aho ,fa mitory fa tsy manaja ny hoe mahamalagasy,hitako hoe olona foringanahevitra ny manao izany,kanefa milaza fa tia an'i madagascar tsy miatsaraivelatsihy ve izany?
andriantsilavomanitr 2 years ago
Comment removed
livatian 2 years ago
the lyrics are true . I feel the same at the moment .
dovic31 3 years ago
ilay nosy... malahelo ho'anao aho e.
bakanare 3 years ago
learn it on guitar people, feels sooooo good to play this. I wanna go back to Madagascar and spend the rest of my life there :(.
139lennoz 3 years ago
well don't we all ? that is part of being a member of the diaspora that really sucks... my uncle used to sit on his couch and say every day "hody aho eh". yeah this song totally awakens all those feelings... 'cause no matter where you go home's home... and for an obsure reason,( my literary Malagasy totally sucks but) I understand every line of this song O.O...
cinnamongirl71 3 years ago
milay e!!! mersi ra Benjanoro mandefa an'reny vidéo reny e!!!
rakapy 4 years ago
te hody a e!!!!!!!!!!!
26lov 4 years ago
misaotra betsaka e!!
nihaine 4 years ago
ils sont comme le bordeaux, ils s'ameliorent avec l'age... ils ont tres bien commence leur carriere et trente ans plus tard c'est toujours du tonerre...tena tsara tokoa ilay mozika. mahavita azy izareo.
cinnamongirl71 5 years ago
misaotra e!marina zay e!
porimm 5 years ago
misaotra betsaka.
spin9914 5 years ago
Manjaaaa beeeee!
Goulabert 5 years ago
milay be!!!
rchris15 5 years ago