Added: 2 years ago
From: rabehasy
Views: 3,786
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (4)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Mankasitraka indrindra eee!! tena mahafinaritra sy mamelona tsiahy maro mamy be!! am^polo taona maro lasa izay :)

  • kambana angaha ry zareo ireto?

  • Misaotra ny mpandefa, tena mafinaritra ahy ny hiran- dry zareo. Nahoana hoah no tsy tafaverin ry zareo tsony le originalité taloha e! Indrindra @ ilay arrangement. Na dia tsotsotra aza ny matos taloha de hitako hoe misy feo tena ankafizin' ny sofiko 100%. Somary tena malahelo ihany indraindray ny mihaino ny hira avaozina ankehitriny nefa na ny mihaino aza tsy manintona toa ilay taloha. Na izany aza dia mankasitraka ny mpihira sy ny nahatahiry itony sary itony

  • Ny hiran'ny fahazazako!!!!!!!!!Ndryyyyyyyy­y"-"

Loading...
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more