Ny fiderana an'Andriamanitra dia samy manana ny hitondrana azy ny tsirairay, raha ity chorale ity dia hita fa am-pifaliana no hitondrany azy. Ary tsy azo ampitoviana @ kanton'izao tontolo izao ny fiderana. Fa ny fo no jeren'ny Tompo fa tsy ny maha-professionnel na tsia anao, satria raha mila professionnel ny Tompo rehefa hidera dia tsy nisy afaka nidera isika. Ny fonao no tadiavin'i Jesosy ary ny ankoatry izay dia tsy ilaina. Mankasitraka ny Choralen'ny Strasbourg dia mankahery anareo hatrany!
bravo
namman67 1 year ago

MalagasyGirl 1 year ago
ampy ho ahy ny finoako anao, ampy ho ahy ny fitiavanao
franck17360 2 years ago
tsy very izay miankina @ny ary akino @lalandava ny fiainana homba antsika anie IZY vero windsor canada
Elfenehe 2 years ago
Sambatra aho Jesoa oh
Onjy 4 years ago
mahay mihira ny gasy e!
bakanare 4 years ago
je t'aime Seigneur, merci pour la victoire!!
dalilanirina 4 years ago
tsy very izay matoky sy mino an'Andriamanitra!!!
nirmar3 4 years ago