Added: 3 years ago
From: melkyfrance
Views: 663
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (2)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • ....

    Fa nantsoiko ireo kintana

    fa tsisy namaly

    fa ny rahona no nisosoka

    nanamaizina ny tany. Ireo hira sy vazo no manakoako any ho any mampisinda ny tomany  mitady anao hatrany hatrany.

    Ayfeo

  • FA NANTSOIKO

    Aiza ho aiza? Any ho any

    no mba misy anao izao,

    fa izaho efa te hankany

    mba hitafa aminao. Fa ny rivotra nitsoka mitovy ny feonao,  mibitsika mangina fa mbola ho avy ianao.

    Ayfeo

Loading...
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more