Ny zvtra nahazendana ah fotsiny dia efa betska ny taxibe nandalo teo amin'ing. polisy fa tsy nasiany olana. Ary ireo taxi be miala fitohanana miaktra any ireo d polisy hafa aty akaikin'i Besarety sy Epi d'or no mandef sy manme làlana azy. Fa sendra ny andro nidtra koa angamb ity 144 ity ka d izy no voapaingotra. Asa rah mba hitanareo fa mila hanao accident koa ny fiara mandeha avy eo amin'ny Hotel Le Glacier mankany am Tunel Ralaimongo, noho io fanamaivanana fitohanana. Tsy fanakianana fa remrk
def samy manao zay saim patany fotsiny sisa ny olona fa n lalana dia efa tsisy dikany intsony mits an.
Ataoko fa ra am ara dalana aloha dia manana ny rariny Mr Police.Kanefa kosa ra raisina amin'ny tokony ho izy dia maika ny olona mr taxi b ko mba mamelon janaka , tokony mba mi comprendre iany mr police.Na izany aza an i Mr police ian n rariny.

rsamfm 1 year ago

bornintrouble 1 year ago