Added: 3 years ago
From: rarickybe
Views: 1,767
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (2)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • 1- Fantatr´ingahy tsara ve aloha ny atao heo constitution?

    2-Iza no nampianatra mandainga an´ingahy fa dia mibaribary be loatra, sa efa iainana isan´andro toy ny mifoka rivotra izy io?

    3-Angaha voatabia hazo ny lapam-panjakana eny Amohitsorohitra ka azo tao hoe omeko an´i ndefo io fa izy no mpiray minisitro?

    4- farany, tsy misy andraikitr´ingahy mihitsy izany ny faty olona miseho amin´izao fotoana izao, fa ny an´ingahy dia mizara vola sy mampifoka zava-mahadomelina fotsiny.

  • o ry le mihinan´ny tainy ty a mangina itena fa mankaleo, tena no tena namorona crise ho an´ny vahoaka malagasy. zao vao maika misondrotra daholo ny PPN, simba daholo ny tanana,nefa ne de nandray tanana milamina sy madio itena t@ napetraka teo e. izao no izy a mba ataovy toy ny hafotsian´ny hoditra ny hafotsian´ny saina fa diso lomorona loatra

Loading...
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more