ekeko ny hevitrao ry gasyAnyMada, tena mahamenatra, maharikoriko, ny ataon'ireto mitonona ho "gasy tia tanindrazana " hono , eeeeesy ee!!!
MODIA ANY DAGO RAHA SAHY E DIA ANY MIAINA SY MAMPISEHO IZANY HOE TIA TANINDRAZANA TSY TAFATOMBINA IRAY ANDRO ANY REO, VITA MATAVY ANY ARY TSY SAHY KOA E
ireo ve lE gasy tia tanindrazana mipetraka any france? raha tia tanindrazana modia aty an-tanindrazana e! dia mianara teny gasy tsara aloha...ary aza manala baraka anay gasy any ivelany any ka! mahamenatr'olona hoe ireny ve no mbo milaza ny tenany hoe gasy?
Miadiva ry leroa. Mifamonoa fa ,y vazaha @ sambo no anagalarany ny haren'ny gasy
Yroba 6 months ago
ekeko ny hevitrao ry gasyAnyMada, tena mahamenatra, maharikoriko, ny ataon'ireto mitonona ho "gasy tia tanindrazana " hono , eeeeesy ee!!!
MODIA ANY DAGO RAHA SAHY E DIA ANY MIAINA SY MAMPISEHO IZANY HOE TIA TANINDRAZANA TSY TAFATOMBINA IRAY ANDRO ANY REO, VITA MATAVY ANY ARY TSY SAHY KOA E
Gasikarako 1 year ago
ireo ve lE gasy tia tanindrazana mipetraka any france? raha tia tanindrazana modia aty an-tanindrazana e! dia mianara teny gasy tsara aloha...ary aza manala baraka anay gasy any ivelany any ka! mahamenatr'olona hoe ireny ve no mbo milaza ny tenany hoe gasy?
gasyAnyMada 2 years ago