N importe quoi!. tsy mahita atao. ny mety ataonareo dia izay hampandroso sy hampilamina an i Madagasikara fa tsy zavatra adala ohatra io. mampalahelo ilay Malagasy. n importe quoi!!!.
Hahaha! Pasteur Mailhol aloh azafady! mba manaja olona na dia tsy pasteur ao amin'ny fiangonan-tsika aza izy. raha ny air force one indray dia lanja miakatra ny fianainana ko toyota, bmw, porche, hummer dia air force one izany no manaraka ary sambon-danitra indray rehefa avy eo.
Amin ny anaran i Jesosy ihany no tokony anasorana devoly. Ny an I maihol to otrany cinéma tokotrany. sady resabe fotsiny. mila NAIKONA AMIN NY ANARAN I JESOSY. Otranyy hoe Manambony tena Maihol!!! tena cinéma

titi8191 1 month ago

ratinax 1 month ago
Amin ny anaran i Jesosy ihany no tokony anasorana devoly. Ny an I maihol to otrany cinéma tokotrany. sady resabe fotsiny. mila NAIKONA AMIN NY ANARAN I JESOSY. Otranyy hoe Manambony tena Maihol!!! tena cinéma
Norohanitrea 1 month ago
Dia tena latsaka ambany mihintsy ny vahoaka fa andevozina aran-tsaina @ izao sinema rehetra izao.
Ary tao nanao antoko politika ity Mailhol?efa maika hitaingina air force one anga?
rangory 1 month ago
Quels mauvais comédiens!! mort de rire!
diegoazalah 4 months ago
fa le ol manao orange io zany ize?ao natin l tantara e?
afaniry123 1 year ago