Added: 3 years ago
From: ericdozi
Views: 12,727
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (15)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Merci!!!!

  • Misaotra betsaka anao izay nampiditra ity hira ity teto fa tena efa ela no nitadiavako azy. Tena mampahery ilay hira ary mampitombo ny finoana ihany koa ilay izy. Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra

  • mankasitraka any Tompo Ray tsitoha fa tena tsapako fa nanova ny fiainako tanteraka izy ary vonona aho ny hanompo azy satria Izy irery ihany no antokiny hoaviko matoky sy manaiky azy aho aminy zavatra ataoko rehetra ary apetreako eo ampelatatanao ry Ray sy Jesoa Keisty ny momba ahy rehetra ..........Amen

  • misaotra amin'ilay hira HILLSONG en malgache !!! TSARA BE!!!!!!!

  • mientanentana ny fanahiko, tellement c'est merveilleux!

  • mankatelina e, tena mamelombelona mihitsy ny mihaino io hira io. Tsara loatra ny Tompo, ny voninahitra anie ho Azy irery mandrakizay. Amen

  • Misaotra!

  • tsara loatra.

  • c'est bo!!!!

  • Très belle chanson à la gloire de Jésus. Merci à ce groupe très charmant.

  • Homba antsika mianakavy anie ny Fiadanan'i Kristy

  • misaotra ny @ ilay hira tena maporisika hifikitra @ Tompo!

  • mankasitraka ô!!! 

  • Misaotra betsaka anIlay nizara io hira io teto aminy youtube.

  • si beau!

  • Io ary ilay Jeso mino anao sur youtube dia hiaino ny tonony

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more