Added: 1 year ago
From: papizano100
Views: 7,494
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (21)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Le zanaki dada miseho manakiana ireo wa mba aona mou ra ianareo maro be mitsena an'i dadanareo eny ivato ireny tifirin'olona kou.

    nefa ny hat tsy manao anzan fa mamela anareo hoavy malalaka fa mibaliser keli fotsiny.

    mb mieritrereta fa azad manao fisainana otrnio. mazava fa ts fromage akory nie madagascar ka ozarazaraina e!

  • aiza izao izay hoe fahafahana aiza izay tsy jadona , aiza izay hoe fahafahana à fahantrana toa vao maika loza tsy tia handatsa anareo izay nanaiky hanohana ireny fanonganana ny Filoha Ravalomanana ireny aho ,koa iareto fa zavatra notadiavina ny anreo

  • averiko eto indray fa tsara ho an lisany ze nandeha teny ireny,ra zao ve za no misy mitarika oe andao alaina ambohitsirohitra d ande any na inona na inona fitiavako an olonay.Satria lisany vendrana d zay no nankanesan teny ka akory zay

  • @dinobeu1 j'aime mits le comm. lol za ko ts ande ref mis olona maniraka aoe ande andromba nef zone rouge, d le olona maniraka ko anefa tsy mande akori..:) Fa le teni-dratsy alo asory na de tezitra aza ;)

  • ny fanontaniana mipetraka d zao: taiza i rajoel t@ io? an iza ny heloka an le olona naniraka ny olona ho eny nef efa fantatra fa zone rouge sa reo zay nitifitra hiarovana ny lapa mba ts ho voaroba?????? ravalo tko ve no nanome baiko oe tifiro???? sa mpikarama an ady mba hanosihosena ny fitondrana mba afahan maka izany????

  • ary ilay bala niantefa tany @plaque ny VIVA izay tsy ao anaty champ de tir mihintsy mba aona???

  • ary mba firy moa izay no maty tao anatin'izay krizy telo taona nifanessy izay??mba firy ireo latsak'aina isan'andro...,

  • madagate ary jereo vao izao dia sahy milaza @tranonkala we 50 mahery no lavo t@io,...,

  • mpaomorn-dainga sy vendrana iray trano tsss, TSY NY FANAHY NO ATAO TSARA,,,,,

  • aza refesina fona ny vava eh, aza refsina fa avoahay avokoa,,,INDRISY vitsy ireo misaina sy mahataka-davitra ka dia azo rebirebena @toy izao.......,rehefa tsy ho tafavoaka ve mo ny sarimihetsika malagasay tsy aleo atao toy izany avokoa ny rehetre?,,tohizo fona,, ny tantara anie mitohy makany makany eee,,,

  • Site madagate io anie site ny foza e,i rajoelina pory mitsy no tokony atao manemaniny any atsy ho atsy

  • @dinobeu1

    na ny fomba fiteny aza dia tena mahamenatra. izany ve ny mpiomba an'Atoa Ravalomannana

  • @dinobeu1 io fisainana alika miteny io mihintsy miaraka @ ra8n-doza notsar atao araka izay lazainy fa ampiana ny tainy fotsiny izay lazainy etsy ambony

  • reto ko olona ef t hovonoina ka... mdrr

  • rajoelina no namono anreo olona reo

  • @jj72330 mba misia saina fa tena mahamenatra efa ra8-ndoza no hita fa mpamono olona miaraka @ izay forongony rehetra mazava

  • MADAGASCAR

  • Afaka mba mahazo sary en diaporama ny 7 fev ve azafady indrindra tompoko.

    Spécialement pour ceux qui ont transportés le corps de notre amis Rado et ceux qui ont transportés le jeune homme qui était blessé par balle sur la cuisse. C'est pour identifier des proche de la famille.

    A mes compagnons, qui ont perdues leur vie, à mes amis du "Crédible" Spécialement Hajasoa,qui donnerai sa vie pour défendre les siens. Au peuple

    conscient et inconscient. A ma terre natale

  • Afaka mba mahazo sary en diaporama ny 7 fev ve azafady indrindra tompoko.

    Spécialement pour ceux qui ont transportés le corps de notre amis Rado et ceux qui ont transportés le jeune homme qui était blessé par balle sur la cuisse. C'est pour identifier des proche de la famille.

    A mes compagnons, qui ont perdues leur vie, à mes amis du "Crédible" Spécialement Hajasoa,qui aurais donné sa vie pour défendre les siens. Au peuple

    conscient et inconscient. A ma terre natale

  • Loading comment...
Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more