avelao ho taraiky anaty sarety ny tery saina e ! andron 'ny fivoarana izao . Tence Mena reharehan ' ny gasy manaraka ny toetr 'andro na aty am pita na any Dago . felicitation !!!
Tsara aloha le hiranao fa zany hoe mba toro-hevitra: mba "soyez original" fa lôzana mangala-tahaka eo. Tsy hitovy amin'i Rihana mihitsy akory ianao na hanao ny coupe mbolony sy ny fiakanjony aza!Sady Rihana zao efa nanalava volo d hohalavainao koa zany io volonao io????!! Zay lay tsy mampivoatra lay tsis innovation zay, d avy eo be taraina. Tsy hoe tsy fitiavana anao akory fa refa tsy mety ve ny ataonao d hijery ftsn zay fa tsy hiteny, refa mamotika firenena ôtran zao?!!!??
za zn tna miombn-kevitra tanterak @ maharyfenitra sy nikolarson88 hoe: "tena mitomany Rihanna mihitsy i tence mena". Zany no atao hoe point de vue objectif. Ary tsy azonao sakanana tsy hiteny mihitsy ny olona. Inona moa ny pblm anao miaro olona criminel otranio, tsoriko aminao ny marina fa mpangalatra anie io olona tohananao io satri iz mangalatr ny style an Rihanna. D aon zan rah toa hitan Rihanna zao?!!! Fa zany hoe mbol manam-potoana ianao hanovanao ny toe-tsainao.
@raaandri eo am lafiny ivelany, nga mou izy ra oe manao volo otrany Rihanna dia oe mitomany ho Rihanna? ny style volon' iry Rihanna reny mitsy no efa lamaody na aty ampita aza, ka zay olona manao volo otran'ireny ve dia ho lazainao fa te hitovy am Rihanna daoly ??? io mitsy no efa lamaody ka aleo ny olona anaraka lamaody fa tsy anao volon'ny ntaolo foana kou
ary eo am lafiny mozika, aona kou mou no anaovanao oe te hitovy am Rihanna izy?? nga Rihanna mihira salegy sy kawitry kou?
zay oul mivoaka amlé "normes malagasy" eo am lafiny koltoraly ve dia lazainareo fa oe "criminel"?? tsss! zay le mahavoa atsika gasy zay, " conformistes" loatra, d refa misy zavatra tsy mitovy am fahita mahazatra dia . lazaina fa ratsy fona. refa izany dia aleo ihira ny hiran'ny ntaolo fona, d hanao tananvoa fona am volo, za akory tsy miteny oe ratsy ny ntaolo, fa misy antony koa matoa misy ny fivoarana, fa tsy ahandro vary am fatapera fona fa efa misy zao ny fatana electrique.
@mumu436 justement c ça le pblm tsika dès ke tu fais ou ke t'essai de faire autre choses que font les autres soit on dit que tu frimes,soit tu veux faire l'intéréssante,soit tu copies sur tel ou telle!!jms zany enao afaka manao zay revy mba revenao quoi!!incroyable zay noho nahatonga ahy hoe halao hi'critique zay te hi'critique fa je fais ce que je veux après tout c'est ma vie et je l'aime comment je la mène!!!oft merçi pr tn petit passage sur mon tuto et pr ton commentaire !!:-)

0909vania 1 week ago
je l'adore
hravelonandro 1 week ago
mahafinaritra be ny zavatra vitan'i Tence mena eo @ mozika malagasy, tohizo fa tsara be, mahafinaritra
hravelonandro 1 week ago
matavy zégni
cami47ify 2 weeks ago
tapper: MUSIQUE GASY JEAN BRICE TOLY
MrJustlistenit 3 weeks ago
lol hay ve izy zany Tence Mena e :D
shygirlgasy 4 weeks ago
mahafinaritra tena nitondra fihovana be ty Tence Mena ty ,mankasitraka é!!!!!
laissaw 1 month ago
tiako e! tano raha eno tence mena
TheBlanchemanche 3 months ago
gorossssssssssssss ffeceeeeeeeeeeeee
tré belle
malcomx606 4 months ago
mank de personnalité,ça me desol
tsiaro 4 months ago 2
oka ftsn eh, ze mandi amzany kous efa maty hozatra eh, tohizo fa tsara
lovanthoni 4 months ago
ze tsy mandi an
lovanthoni 4 months ago
tout simplement tence mena mahery
dsdniella 4 months ago
mi-represente tany niaviany izy e!! Zay mampa gasy anazy!! Tsara eee!!
gasykarahanaoto 5 months ago
tence mana et ses danseuses nous font vibrer tant en video, en concert on expose, c est çà aussi Mada...
rk2b974 5 months ago
pouce vert pour notre tence mena
SuperFrederic83 5 months ago
Tsara aloha le hiranao fa zany hoe mba toro-hevitra: mba "soyez original" fa lôzana mangala-tahaka eo. Tsy hitovy amin'i Rihana mihitsy akory ianao na hanao ny coupe mbolony sy ny fiakanjony aza!Sady Rihana zao efa nanalava volo d hohalavainao koa zany io volonao io????!! Zay lay tsy mampivoatra lay tsis innovation zay, d avy eo be taraina. Tsy hoe tsy fitiavana anao akory fa refa tsy mety ve ny ataonao d hijery ftsn zay fa tsy hiteny, refa mamotika firenena ôtran zao?!!!??
maharyfenitra 5 months ago 2
@maharyfenitra
mba ino mba iranao mivolagna olo fo c comme ça ta rien a voir dans ça vie donc ferme la
SuperFrederic83 5 months ago
@SuperFrederic83
za zn tna miombn-kevitra tanterak @ maharyfenitra sy nikolarson88 hoe: "tena mitomany Rihanna mihitsy i tence mena". Zany no atao hoe point de vue objectif. Ary tsy azonao sakanana tsy hiteny mihitsy ny olona. Inona moa ny pblm anao miaro olona criminel otranio, tsoriko aminao ny marina fa mpangalatra anie io olona tohananao io satri iz mangalatr ny style an Rihanna. D aon zan rah toa hitan Rihanna zao?!!! Fa zany hoe mbol manam-potoana ianao hanovanao ny toe-tsainao.
raaandri 5 months ago
@raaandri eo am lafiny ivelany, nga mou izy ra oe manao volo otrany Rihanna dia oe mitomany ho Rihanna? ny style volon' iry Rihanna reny mitsy no efa lamaody na aty ampita aza, ka zay olona manao volo otran'ireny ve dia ho lazainao fa te hitovy am Rihanna daoly ??? io mitsy no efa lamaody ka aleo ny olona anaraka lamaody fa tsy anao volon'ny ntaolo foana kou
ary eo am lafiny mozika, aona kou mou no anaovanao oe te hitovy am Rihanna izy?? nga Rihanna mihira salegy sy kawitry kou?
mumu436 5 months ago 2
De toute façon, tsy Rihana koa nge no namorona anio coupe na volo io eh !
LandiiLiCious 5 months ago
@mumu436 ta raison franchement
frederic9383 3 months ago
zay oul mivoaka amlé "normes malagasy" eo am lafiny koltoraly ve dia lazainareo fa oe "criminel"?? tsss! zay le mahavoa atsika gasy zay, " conformistes" loatra, d refa misy zavatra tsy mitovy am fahita mahazatra dia . lazaina fa ratsy fona. refa izany dia aleo ihira ny hiran'ny ntaolo fona, d hanao tananvoa fona am volo, za akory tsy miteny oe ratsy ny ntaolo, fa misy antony koa matoa misy ny fivoarana, fa tsy ahandro vary am fatapera fona fa efa misy zao ny fatana electrique.
mumu436 5 months ago
@mumu436 justement c ça le pblm tsika dès ke tu fais ou ke t'essai de faire autre choses que font les autres soit on dit que tu frimes,soit tu veux faire l'intéréssante,soit tu copies sur tel ou telle!!jms zany enao afaka manao zay revy mba revenao quoi!!incroyable zay noho nahatonga ahy hoe halao hi'critique zay te hi'critique fa je fais ce que je veux après tout c'est ma vie et je l'aime comment je la mène!!!oft merçi pr tn petit passage sur mon tuto et pr ton commentaire !!:-)
malalaerica 1 month ago
@maharyfenitra boooof !!!
MsLEONTIEV 1 week ago
@maharyfenitra fait des clips et chante aussi bande de jaloux!!
MsLEONTIEV 1 week ago
ok!! am lé izy eh!!
ornelah 6 months ago
sambako eky mare ra ty eeeeeeeeeeeeeee fa tiako ndraiky izy ty tsisy raha paré gravy raha ty eeeeeeeeeeeeeeeee
bon couragy anareo tence Mena
fredlah004 6 months ago
j adooooor grave!!!!! continu on adoore sa!! :p
sandrimoi 7 months ago
tsisy raha paré mdr
lendouce 7 months ago
din aza mitomany rihanna, eo bouuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuu
nikolarson88 7 months ago