Added: 2 years ago
From: Yavherr
Views: 5,543
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (10)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • mampalaleho tsika malagasy

  • Aza miala-tsiny ianao re !

    1 - tsy miteny amin'alalan'ny vahoaka ianao.

    2 - Mandainga ianao miteny hoe miaramila vitsy no..nanànona.

    3 - Ny ray aman-dreninao no nahatonga izay mitranga ankehitriny nandritsy ny 50 taona, satria nanaiky nolembenana hatrizay !

    4 - masina ny tanindrazana ka aza roràna toy io lazainao io !

    5 - Mandehana any Mada, 800 euros ny billet. Mila rattrapage-na 50 ianao !

    La paix avec un truc plus gros qu'un suppositoire au dadoussy...ca donne ..UN PET !

  • misaotra tompoko misaotra tompoko

  • C pas la faute aux militaires! N'utilisez pas des bonnes paroles pour les amadouer, ils sont intelligents. Ce sont les gardes de ra8 qui ont tue les malgaches, et croyez moi, un sang malgache est sacre. Les militaires sont de braves gens et ont choisi de proteger les malgaches au lieu de l'argent de ra8. Souveniez-vous que juste après la 1ere manifestation a mada,ra8 a partagE de nouvelles armures et nouveaux armes aux militaires malgaches, pensant k'il pourrait les acheter avec l'argent!

  • Bonjour, la majorité silencieuse devient de plus en plus active pour redonner sa fierté à Madagascar. La vérité triomphe toujours....

  • aleo asiana bera kely ihany aloha eee amizay mihamahantra ihany zay no tadiavin ny gasy zao

  • this is why Madagascar is in such a deep shit -- half of your speech is "apology" miala tsiny tompoko... miala tsiny tompoko....blabla...stop being sorry Lady... time to propose some tangible action plan!

  • Afaka fantarina ve hoe iza io fikambananareo io ary aiza no mitoetra ?

  • Misaotra tompoko.

  • Ny fisaraham-bazan'ny Miaramila dia tena poizina be ho an'ny vahoaka indrindraindrindra. Tena mampalahelo ny zava misy fa tena voa-manipuler hatramin'ireo Haut gradé noho ny Vola

  • Marina mitsy zany, sao fikambanan'ny gasy tia tanindrazana nefa mitsoaka any France :)

Loading...
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more