tsara e!
lantojolie 4 months ago
Fiainana andavan'andro ho an'ny zanak'olombelona ... tsy mandinika ny tena aloha fa tonga dia ny hafa no tsaraina sy tsikeraina ny fiainany :(
yrahkoto 9 months ago
@yrahkoto ... Soa fa nisy ny artista ary mahay mitantara ny fiainana ahafahantsika tsirairay handini-tena ... Nahoana tokoa angaha ? ? ?
Misaotra an'i Yrahkoto namosaka ny heviny.
Vitsy tokoa mantsy isika malagasy mandalo eto amin'ny tranokala no variana mankafy ny hira na mijery fotsiny dia lasa fa tsy sahy maneho hevitra.
mitovy 9 months ago
Izaho tanora fa mankafy ny hira taloha
ZIZI9939 11 months ago
@ZIZI9939 ... Fa ny mahafaly ahy kokoa dia mbola ny fankafizanao ny hira gasy ! Misaotra an'i zizi9939 nandalo sy nankafy !
mitovy 11 months ago