Added: 1 year ago
From: mitovy
Views: 36,437
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (16)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • zem e!

  • @divariana029 ...Misaotra anao nandalo sy nakafy !

    Inoako fa voarainy ny fisaoranao ! ! !

  • Gracias ! Merci ! Misaotra ny fandalovanareo namangy sy nitsidika ary nankafy ny hira gasy. Isan'ny ankafiziko ity hiran'i Poopy ity ary ifampizarako tanteraka aminareo tsirairay ! ! !

    Tsara ary manampy amin'ny lafiny ara-piainana andavanandro ny tononkirany ary mendrika ifampizarana.

  • msôtra an poopy sy naivo namorona io hira io, ho an'lé zanako kely mianadahy kely angé io é!

  • @Tah7277 Fa ianao koa no isaorana nanaiky hamindra ny tonokira amin'izy mianadahy kely zanakao ! Misaotra nandalo sy nitsidika na somary tara ihany aza !

  • comment faire pour enregistrer 7canson pouvez vous m aider merci

  • @mmrihanna cliptomp3, heveriko fa mety hangalàna azy io na azoko atolotra anao @ alàlan'ny mail ihany koa ! Misaotra nandalo sy nitsidika !

  • LINDO DEMAIS BRASIL SC

  • @MegaZilmar Misaotra dia gracias, hoy anareo any !

  • misaotra e!, hiranay t@ mariazy io sady ho an'ny fianankavianakelinay.

  • @ainasissi Misaotra an'i ainasissi nandalo. Fahaysiarovana tokoa izany ary mirary ny faharetany mandrakizay !! Mitomboa soa ny ankizy.

  • merci pour 7 magifique chanson je la dedie a ma fille cherie rihanna!!!!je pleure a chaque fois que je l ecoute la parole ça me fait fondre le coeur

  • @mmrihanna Cette parole nous concerne tous !! Parents, éducateurs, ... ... !! !! Tant que l'on pense à l'avenir de notre enfant, on se basera sur cette requête émotive et confiante. Du courage à vous deux et merci de ton passage et ce sympa commentaire.

  • Tsara mitsy io hira io, sady mety ampahatoriana zazakely :)

    Misaotra betsaka koa tamin'ilay tonony :)

  • @laurinapeace Misaotra an'i Laurinapeace nandalo sy nitsidika ary namela teny kely !! !! Faly nifampisara ho antsika rehetra. Fianakans*****

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more