Added: 5 years ago
From: mozika
Views: 45,029
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (20)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Salut a tous !! Excuse moi je suis malgache mais enfait je parle mal notre langue car chuis née ailleur du pays .. A chaque fois que j'écoute cette chanson ça me console ça me touche beaucoup ... Ehh bien merci a vous mes compatriotes bien aimée fière d'être malgache

  • In short: I'll sing a song of praise to my God, I'll prefer over any other song my God has done good things to me...... I can help if you find the lyrics..

  • Comment removed

  • un ami ne cesse de demander ce que cette chanson est dit, ce qu'il signifie. quelqu'un peut-il traduire cette chanson en anglais afin que je puisse lui donner pour qu'elle puisse voir et comprendre

  • Izay mihitsy ny antsika dia ny fiderana ihany satria tsy ho lany tsiro mandrakizay ilay Fitiavan'i JESOSY ahy na ho tapitra aza izao tontolo izao ALLELUIA !!!!!!!!!!!! deraiko mandrakizay IANAO TOMPOKO sy MPAMONJY ahy Alleluia !! Alleluia !!!

  • tena tiako be io hira io ry Hantatiana misaotra ary tsy mety lany tsiro amiko

    clara mada

  • tena izany mihitsy, ny antsika ny fiderana ihany!!!!!!!!!!!!!!

  • nahoana ny fiderana no tsy ho lalaiko :D

  • Sady mahafinaritra ny tonony no kanto ny fampiaraham-peo sy ny fanehoana azy amin'ny dihy sy ny loko. Mitomboa ny talenta e!

  • "Ka na hira inona no hanana fatsarana,

    de aleoko ihany ny fiderana !!"

    Misaotra tompoko !

  • Mankasitraka dia mirary soa.

  • i Raymond kely (tao @ Rakoto Frah) ilay mandihy io efa nodimandry, paix à son âme !

  • Misaotra indrindra fa maredona tokoa ny hiranao ry Hantatiana sy ny tariny.

    Mankasitraka ny mpirahalahy Razakamahefa koa amin'ny mozika fa dia mampientanentana tokoa ny hira malagasy.

    Mpila ravinahitra - San Diego - California

  • moi gasy maka gasy vady gasy manaja gasy midera gasy ...gasy

  • j adore madagascar car je sais que la bas je trouverais ma femme de vie et j adore la louange malgache

  • tena tsara satria hantatina ahatsiarovako ny fahzazako

  • *Doesn't know what this is, but likes it*

    :D

  • j'adore Hantatiana car c'est l'ariste de mon enfance.

  • Tena mahafaly tokoa ny hira.Jesoa anie hanampy sy hampitombo ny finoanareo rehetra

    ary hanome fahasambarana tsy voavidy eo ampiandrasana ny fivereny.

  • Tena  kanto tokoa,

    Tena mampientana ny fo

    Sambatra tokoa fo manana feo ka afaka midera ny Avo amin'ny alalan'ny hira sy ny vazo.Tena mendrike! Misaotra eram-po anareo.

    sylvestre

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more