- Olona avy aiza ity manoratra ity. tsy mahay tanataram-bahoaka na ny tantaran´olombelona.- lamina iray tao Madagasikara ny fanjakana Merina toy ny ZUlu ao Afrika Atsimo, Ny Prusse ao Alemaina, ny Hollandia any Niederland, Breton na Basque any Frantsa Catalan sy ny sisa any Espagne ... mbola ho tohizana ve...... Firenena iray izy ireny. Asan´izay tia hamoritra na hiseho ho ambonin´ny sasany. Madagasikara an´ny Malagasy , hoy ny hira ary Malagasy ho an´i Madagasikara.Ranomasina no vala
Aiza ihany isika e?Malaisie sy indonesie lasa lavitra ihany
rangory 5 months ago
Tena nanana ny lazany tokoa ny Merina fahizay, fa indrisy ankehitriny fa tsy mahay miray hina dia hezahin'ny cotier potehina!!
aegmankatso 6 months ago
- Olona avy aiza ity manoratra ity. tsy mahay tanataram-bahoaka na ny tantaran´olombelona.- lamina iray tao Madagasikara ny fanjakana Merina toy ny ZUlu ao Afrika Atsimo, Ny Prusse ao Alemaina, ny Hollandia any Niederland, Breton na Basque any Frantsa Catalan sy ny sisa any Espagne ... mbola ho tohizana ve...... Firenena iray izy ireny. Asan´izay tia hamoritra na hiseho ho ambonin´ny sasany. Madagasikara an´ny Malagasy , hoy ny hira ary Malagasy ho an´i Madagasikara.Ranomasina no vala
raouloune 4 months ago