Added: 2 years ago
From: madakous
Views: 31,976
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (13)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Tiako be lohatra! Malahelo Madagasikara be aho

  • mampieritreritra mihitsy ny tononkira kah

  • MANJA BE E!!!

  • mibebaha e aza variana ety fa indray mipi-maso ny ety

  • eehhhh mampatehody zany hira zany :(

  • Eny fa dia tena mampanembonembona mihintsy nefa aza dia variana mametraka tsikera fa mba diniho kely moa ny tiany hambara eh!

    Izany tokoa ny fiainana eto an-tany!

    Misaotr'eh!

  • tsara aloha ilay izy fa ny feo no mila amboarina kely

  • fisaorana ho an'ilay nandefa de ilay mihira é

  • Misaotra fa tsara é!

  • jaiimmee aussi :)

  • Oh oui, qu'elle est belle, vraiment belle.

    "Tsy tonta ny ela " ho'aho ary hoy i Gaston Ramarokoto.

    Embonembona fotsiny ny ahy fa tena tsara ny "interprétation" an'i Eric.

  • J'aime trop cette chanson ! Oh Mort, où est ta victoire ! ! ! (Evangile)

  • Milay be

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more