Added: 2 years ago
From: rabehasy
Views: 16,630
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (11)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Gasigasy mamy tsara! sur mitsy!

  • tena tsara be ty hira ty mankasitraka hatrany e!

  • ndry mampatsiro ahy ilay olo tiako marina , misaotra e !!!

  • Mamy loatra re, tompoko ô ! Te handingana ilay fefy manasaraka amin'ny tanindrazako aho, leiretsy !

  • Mamy loatra re, tompoko ô ! Te handingana ny fefy manasaraka ahy amin'ny tanindrazako aho mahare ilay hira.

  • tsara e gasy zany an!

  • Milay aky ry Fara a! Dia mba tsidio ihany ny any @ tanàna e! Lay mikalo rehefa zoma hariva amoron'afo, manafàna ny antsan-tonokalo n'i Faribolana sandratra iny... ! Mankasitraka foana e!

  • tena tsara be

  • Tena mampiteny hoe hafa mihintsy ny mozika ny taniko

  • izany no izy e! ny hira na ny clip tsy be zeste e! kanefa tsara e!

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more