Manana activité any aho ary lainga be ny tenin'ity lehilahy ity é, ny lalana rehetra vita daholo, mba adin'ny firy ry tsy misy saina izao ny lalana mankany tuléar sy talohan'ny Filoha Ravalomanana, tsy mivoaka ve ny vokatra? Ary tsy misy projet toan'ny ABC Menabe ireny ve tonga tany, tsy misy reconstruction ny port ve? AZA MANDAINGA FA MAHAMENATRA. Aoka ho hita eo fa teny tsy hisy n'inon'inona intsony eo é
Ity mandainga! Ny force One dia tsy niala tao @ base tany Ivato ry tsy misy saina an! Ny CAPSAT mintsy no niandry azy tany t@ izany notadiavina ny code d'activation ny FO II! Tena mpandainga ity! Ary menabe nahazo foana fa aza mandainga eo, tena olona tsy misy saina, mazava ho azy fa olon'ny HAT no miteny anie, ireo vaovao! T@ fotoana ny crise nisy cyclone tany mody tsy tadidy ve ny visite ny Filoha tany ry kely saina, i Rajoelina t@ izany laozany nampirevy andevo taty tana.

MalagasyGirl 2 years ago