Added: 2 years ago
From: iksklibur
Views: 2,109
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (2)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • tolona tsy manjary nenao ka, ny olona miana ny fiainany daolo aty fa qq 1000 personnes no tsisy atao fa very seza!!! dé ao am magro eee

  • hihihihi mataotra mafy ny HAT ka milaza fa misy terroristes ndray eto madagasikara, hita mazava ny lalana é, dia lazaina fa ny vahoaka manohana ny ara-dalana no terroriste? HAHA fa raha haverina ny tantara i Rajoelina izany tsy azo ahongana nefa izy no JIOLAHIMBOTO namono olona sy nampihorohoro indray raha ny tantaran'i madagasikara no jerena? 3 volana tao anaty vono_olona, halatra, fandrobana dia mitaky indray ny vahoaka ny hialany dia lazaina fa terroriste? Tohizo ny tolona é!!!!

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more