Added: 4 years ago
From: duw1203
Views: 64,777
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (60)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Beautiful song...Interesting how 2 peoples separated by almost 9000 km of ocean have the same roots in their languages. Greetings from your distant brothers and sisters in far away South East Asia.

  • Comment removed

  • tsara be

  • tsara io hira io sad ef matotr tsar...

  • milay le hira sy tsara feo fa elle se la pête un peu!

  • tena manga feo be!

    Ngaha Amerikana koa izy? Gaga be aho. Fa mipetraka any Madagasikara izy, raha tsy diso aho.

  • your malagasy

  • love

  • trop bien la chanson

  • ELLE se la pète trop aina!!!

  • même si chanson date de longtmps, je m'en lasse jms. gavé bien!!! j'adoore <3

  • tro belle la chanson!

  • I asked Aina to translate the title of this song for me into English. She thought for a while, and said that some words don't translate well into English but she would think about it. Before she left I never got an answer. Can anyone here translate the title into English for me?

  • Hello you!!! Just trying to translate or to explain the title of the song to you. "Tantara taloha" means, in this context, "an old love story" which would never repeat itself again because of many reasons. Among them is the fact that the lady has found another love which would give her all that she wanted. Hope that this satisfies you. Happy and prosperous new year by the way. Bye.

  • This is a very well-produced song. Vocals are great. The piano is very reminding of Ne-Yo produced songs (unfaithful, mad, take a bow). I wish you success as a producer and Aina as an artist (is she still singing?).

    I will agree with mountblow that the english version of this song has a potential to be billboard material in the US. Good luck to you both!

  • Very nice young lady. Enjoyed having her in my home. I wish her much success in the states.

  • Milay mihitsy le hira. Tena mila mitady style hafa ankoatra ny hira gasy ianao satria ianao manana culture roa.

    Aza miditra amin ny structure n ny hira varietés malagasy. Ianao manana atouts be dia be en tant que métis.

    Felicitations am zavatra ataonao.

    Ianao io mihitsy le nouvelle génération vaovao na gasy mahavita mamorona zavatra hafa.

    Aza mijanona amin ny hira fotsiny raha azo atao

    Thanks a lot et merci d'etre bien dans ta peau en tant que mi MGA mi US. Chez nous, tu es MG a 100%.

  • Bravo duw!

    tsara be amiko: feo, vid = kalitao avo lenta

    tsy ratsy: mozika = kalitao avo lenta fa ilay mampiavaka azy (originality) dia mbola azo hatsaraina raha te hanafika ny tsena iraisam-pirenena. Mila asiana feo (sound) gasy kely mampiavaka azy angamba: valiha? marovany? angorodao? cf. Nicolas, or Silo for arrangements

    Soso-kevitra: ataovy @ teny anglisy ny hira fa tena manana avenir interna : afrika atsimo, usa, gb, etc.

  • Misaotra anao ry mountblow nametraka hafatra sy nanome torohevitra. Miezaka ny manao ny tsara hatrany mba hampisondrotra ny mozika malagasy izay manana loko maro afaka mahafaly ny mpankafy rehetra. Efa nihira tamin'ny teny anglisy hatrany MISS AINA COOK - nanomboka tamin'ny album voalohany (2003), notohizany tamin'ny album faharoa (2007) - izy rahateo moa safiotra malagasy - amerikanina!!! Mankasitraka anao manohana ny kanto ezahinay apetraka na dia sarotra be aza izany. TRATRA NY ASARAMANITRA!

  • En tant k jeune et Producteur de AINA COOK ,La réponse est simple: chacun à son goût,LA MUSIQUE N'A PAS DE BARRIERE!

    ce nE pas K kk1 nM pas le Kilalaka K c nul, ce nE pas K tu nM pas la zik 2AINA COOK K c nul!

    On E dja à 1époK où il fo avoir 1esprit large donc RESPECTER LE CHOIX DES AUTRES!

    Respecter les milliers de fans qui l'ont choisie VOIX FEMININE DE L'ANNEE 2007, les responsables média qui ont choisi cette musique: SLOW DE L'ANNEE 2007, et qui l'ont élu CLIP DE L'ANNEE 2007

  • Efa loatra angamba ry ireo roy e ! Ay misy zava-kanto tahaka izany any amin-tsika. Aza tsiny re ireo olona fa " Efa Tara loatra angamba" an, vao mety hitody doha. Fa "Raha mba nanana elatra aho inky" (Mahaleo) dia "vetivety foana dia ho tonga aty" ka atao "Lehilahy mody" (Ny Antsaly).

    "Manimanina,aho" (Barijaona),"Manimanina" (Ny Antsaly."Mamy ny mody" (Mahaleo). Asa iray olona ô !

  • Misaotra an'i ovalie38 mandalo sy mankasitraka ny ezaka ataon'ny mpanakanto vao misondrotra. Mahafinaritra be koa ny mamaky izato rindran-teny omenao. Mandram-pihaona vetivety!!!

  • Tsy misy hisaorana leitsy ry tary an ! Tsara ny ataonareo ka mahereza sy mahavità.

  • cool special effects

  • thanxxx 4 ur comment!!! speak to u soon.

  • faly be aho aina cook fa nahazo VOIX FEMININE DE L'ANNEE 2007 indry tao am RDJ MOZIKA AWARDS!!! Miavaka indry dia mendrika koa eh. Tohizo milay foana dia ... mirary soa am bacc. bisous be!!!

  • vao niandoha izaho sy ianao nifankatia tokoa zao lay iray lasa roa fa efa niova fo ireo sangisangy,ireo hanihany,ireo teny mamy dia nanjary niova ho tomany averiko ilay nindramiko tsy ho neniko agamba tsy ho tsiniko zay niainantsika roa aza avela hifoha ny hirako no hiraiko hanadinoko natao tsy hifana,hasambarana iza moa no nanampo? (x2) ho tantara taloha
  • sarotra ny hanadino nefa mora ny mino efa nisava ny alahelo nandalo dia efa rava fitia tsy hiserana ho feno fandeferana no hisolo toeranao hiara-hanorim-piainam-baovao averiko ilay nindramiko tsy ho neniko koa.. zay niainantsika roa... ka ny tenanao manontolo ny tananao no antenaiko hizarako hafaliana sy ho tena tiana tsy hasaraka ahy fitia tsisy ahiahy,ho tsiahy zay niainantsika roa.... (x2)
  • sarotra ny hanadino nefa mora ny mino efa nisava ny alahelo nandalo dia efa rava fitia tsy hiserana ho feno fandeferana no hisolo toeranao hiara-hanorim-piainam-baovao averiko... zay niainantsika roa... ka ny tenanao manontolo ny tananao no antenaiko hizarako hafaliana sy ho tena tiana tsy hasaraka ahy fitia tsisy ahiahy,ho tsiahy zay niainantsika roa.... (x2)
  • vao niandoha izaho sy ianao nifankatia tokoa zao lay iray lasa roa fa efa niova fo ireo sangisangy,ireo hanihany,ireo teny mamy dia nanjary niova ho tomany averiko ilay nindramiko tsy ho neniko agamba tsy ho tsiniko zay niainantsika roa aza avela hifoha ny hirako no hiraiko hanadinoko natao tsy hifana,hasambarana iza moa no nanampo? (x2) ho tantara taloha
  • Ce clip mérite largemt le trophée qu'il a gagné aux RTA AWARDS. Félicitations encore une fois à AINA COOK, Rado Andriamanisa et SynkroProd!!!

  • izay niainantsika roa aza avela hifoha ny hirako no hiraiko hanadinoiko ilay natao tsy hifarana hasambarana iza moa no nanampo ho tantara taloha faly be aho hoe nahazo trophée MEILLEUR CLIP tao am RTA AWARDS io clip io - milay fa tohizo foana!!!

  • congratulations miss cook and those who worked seriously on this amazing and impressive video clip. I love this song. Take care!!!

  • j connaissais bien Rado! C un chouette mec! bravo pr le clip! bravo a aina osi!!

  • bravo rado pour le clip et la chanteuse pour la performance...et a quand natikaly???je vais éssayer de le faire...

  • na sarotra aza ny fisarahana dia misy fanantenana foana sa ahoana???

  • elle a une forte personnalité et un vrai charisme cette chanteuse!!!

  • mahafinaritra b ny mihaino ny album vaovao TSY HANAMPAHATAPERANA, dia tsy hanampahataperana tokoa anie ny fitiavanao ny mozika sy ny mpankafy anao ry aina cook!!!

  • ttttiiiiiiiiaaaaakkkkkkkkkoooo­oooo b loatra!!!

  • coucou à ts! d'autres news concernant AINA COOK. Elle est nominée aux RTA HIT PARADE AWARDS dns les catégories suivantes:

    - TANTARA TALOHA, ballade de l'année 2007

    - TANTARA TALOHA, meilleur clip 2007

    Nous croisons les doigts pr toi AINA!!! rdv le 020208 au Dome RTA.

  • slt à ts!!! meilleurs voeux de prospérité, de réussité, de longévité et de santé pour 2008. L'année nouvelle commence bien pour la miss AINA COOK qui est nominée trois fois pour les RDJ MOZIKA AWARDS 2008 (événement promu par une station branchée 96.6 de Tana):

    - en lice pour la meilleure voix féminine

    - en lice pour mozika rock dans TSY HO NOFY

    - en lice pour mozika milamina dans IZY NISAONA

    bonne chance à toi Aina!!! Nous te soutenons.

  • ce zik me fais trop penser à mon ex, sniff!!je laime toujours, sniff!!!merci ky duw1203 AN

  • aza malahelo be loatra akia!!! tsarovy fa na dia sarotra ny manadino, mora ny mino ... fitia tsy hiserana, ho feno fandeferana no hisolo ny toerany sa ahoana??? mazotoa mankafy eeehhh

  • oui ky an,

  • Aina .. bisous special avy aty any Pologne ;****

  • wow! tsara e!

  • ma cousineeeee adoréeee!!

    ahlala

    tu me manques trop

    snif

    bisouuu

  • ah! ça fait des années que j'ai plus entendu aina.

    Hay ve ka namôka hira e! tsara ka!

  • manao ahoana e!!! nivoaka tam 201107 ny album faharoa d AINA COOK TSY HANAM-PAHATAPERANA hira 12 no ao anatiny. Amin'ny 141207 ny concert de promotion ao am Gymnase Couvert d'Ankorondrano eehh TONGAVA D HAHITA raha afaka!!!

  • eny ary misôtra e!! refa tonga any an-tanàna any zay mividy

  • aina cook a une trés belle voix

  • belle chanson, beau clip, rien à dire... :)

  • very refreshing video. aina, my congratulations to you. (is it me or does this look like the old neighborhood? residence des charmilles, ivandry)

  • Hi! The release of AINA COOK's 2nd album TSY HANAM-PAHATAPERANA was on 201107. This album includes 12 songs 1 of which was written by Aina herself. She will perform on stage on 141207 at Gymnase Couvert d'Ankorondrano. Come and see!!!

  • tiako ira ti huhu jft d progrès

    <33

  • Wow, Malagasy is a nice language!

    The singer also has a great voice!

    Der Clip ist schön schlicht. Gefällt mir.

  • milay b!! tohiza Aina fa tsara ny zavtra ataona a!!

  • ra-Dera sy ra-njiva ndray no tena mpiondana aina ato aa! eny e! masaka tsara!

  • hummm!!

  • Marion no tena tiako fa tsara koa ity jôba ity ka! sa ahoana ra-njiva?

  • tsara be ny clip a! nisy niteny dia mba nijery teto fa tena tsara ka! mahay mihira be aina! miandry ny manaraka indray izany. Ataovy matotra foana!

  • yonni bogoss lookin for beautiful girl and beautiful singer. lol!!!!!!!!!!!!!!!!!

  • Wesh! Wesh! très très bon slow! ça fait du bien aux oreilles! merci Miss Aina cook

  • Manja e! tohizo! Slow manja, sipa manja!!!!!

  • Hi there! Are you not interested in writing comments here?

  • Hi guys. Thank you for uploading this amazing video. A beautiful and talented singer, a beautiful scenery, magnificent music. Aina Cook has a very expressive figure and I really hope that she will get successes in everything she does. She is among the rising young generation in Madagascar. Thanxxx again. Waiting impatiently for other videos.

Loading...
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more