Tena tsara be lay hira. Tsy mankaleo na henona foana aza.Misaotraeeeeeeeeeeee
MlleMam63 5 months ago
Tena tsara ary mampivavaka . Sambatra izay miaiky ny helony . Ho ambin'Andriamanitra hatrany ianareo
berita372 9 months ago
This has been flagged as spam show
SAMBATRA IZAY VOAVELA NY HELONY SY VOASARONA NY FAHOTANY, SAMBATRA IZAY TSY ISAIN' I JEHOVAH HELOKA SADY TSY MISY FITAKA NY FANAHINY" Salamo32:1-2
hispa59 10 months ago
facebook Tarika Vetsonkira raha mba te hifandray aminay nareo e
FanahyGasy 10 months ago
tena tsara be ilay hira d tsara be koa ny feonareo 3 lahy. "SAMBATRA IZAY VOAVELA NY HELONY SY VOASARONA NY FAHOTANY, SAMBATRA IZAY TSY ISAIN' I JEHOVAH HELOKA SADY TSY MISY FITAKA NY FANAHINY" Salamo32:1-2
annick331 1 year ago
misaotra Jesoa ô
thade9441 1 year ago
Ça va, tena tsara, merci
Transsval 2 years ago
I LOVE IT ! thank you so much
Elfenehe 2 years ago
TSRA E! mahavelonaina tokoa
Misaotra Tompo malala o!
apetrako eo ampelatananao ny fiainako manontolo
saholivololo 2 years ago
Mamela heloka isan'andro Ianao Jesoa zoky be fitia!
Nefa, nefa re indrisy fa lotoiko fa lotoiko tamin'ny otako!
Ref:
o o o Miantsoantso aho hoe: Ray malala a o!
o o o Atsangano aho(2x) f'efa trotraka!
Tsaroako dia tsaroako eny!
Ny hadisoako, zoky be fitia
Nefa nefa re indrisy fa fiadanana, fa fiadanana no katsahiko!
antsompitia 2 years ago 2