Added: 2 years ago
From: 974herilala
Views: 8,330
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (11)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • mahafinaritra ny kanto ataonareo, tsy mahafehy azy ny teny "mahafinaritra"! Tohizo, dia ho ela velona Vetson-kira!

  • tsara be e

  • misaotra é! tanora ohatranareo  no ilaina hanavao ny finoana sy hitarika ny tanora hanamafy ny finoana katoloka, mahereza é! ary enga anie hitohy hatrany

  • Misaotra amin'ny feo kantonareo 5 mirahalahy entinareo hiderana an'Andriamanitra ..

  • Tsy mitsahatra ny hankalaza Azy isika ! Misaotra ny fifampizarana !

  • tsara be e

  • merci a tous

  • Mafinaritra be ny mijery anareo 5 lahy, .. tohizo e! nanentanentana tsara...

  • Amen !!! nous le savons Seigneur que jusqu'à maintenant Tu travailles encore pour nous, Tu prépares de la place pour nous, Tu intercèdes sans cesse pour nous auprès du Seigneur !!!! Merci Seigneur, our Closest Friend !!!!! Glory, Glory, Glory to You alone, merci les garçons, très beau travail !!!!! Que Dieu vous bénisse !!!!!

  • hira fisaorana tamin'ny Komonio Voalohany 1991, Misaotra Jesoa 21 ans déja

  • misaotra e!

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more