na iza na iza ary na inona na inona, tsy misy ary tsy hisy na oviana na oviana hahafoy ny aina ho fanavotana ny hafa. Misaotra Jesosy fa voavidinao t@rànao zay. Deraina mandrakizay ny anaranao masina.
Raha toy izany no vitan'ny Tompo, nitiavany antsika, maty teo amin'ny hazo fijaliana, na ny lanitra aza nikatona, inona no ataoko, inona no mba ataonao ho azy, moa ve isika tena nanome ny tsara indrindra ho azy sy hitia tahaka ny fitiavany antsika ?

pizzirilla1 2 weeks ago

johnnyrakotoarison 1 month ago
mafinaritra be ny hery sady mamelombelona ny Fanahy, isaoran'Andriamanintra ao an-tampon'ny loha
timonfavori 2 months ago
atolory ny Tompo reto ny fonareo a! misy Andriamanitra, tia anao izy ary tsy manary na oviana na oviana
ramananjatovosolotin 2 months ago
hira fanoloran-tena feno.Vavaka fanoloran-tena.Iriko mba ho vavaka fanoloran-tenanao koa.
Mankahery ny mpamorona ampiasa ny talentany ho amin ny fiderana toy itony.
lebestdebricka 6 months ago