Added: 1 year ago
From: mitovy
Views: 8,479
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (2)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Tompoko,

    Raha ny faniriako sy mba tiako dia ny manome feno ny mombamomba ny hira saingy tsy ananako izany. Vonona mandrakariva aho ny hameno raho misy amintsika mandalo eto manana ireo fameno ireo ho an'ny mpitia sy ireo liana bebe kokoa fa tsy mionona ny mijery na mihaino ny kanto gasy !

    Ialako tsiny indrindra, Ingahifara, fa ireo mpitsidika eto; inoako fa afaka hamaly ary hanome fahafaham-po anao !

  • Mangorintsina ny any anaty rehetra isaka izay mahare ity hira ity.

    Azo fantarina ve ny namorona ny tononkira sy ny feon-kira, tompoko ?

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more