zany ka feo!!!mahay e!!! mahafinaritra ny mijery ny tanora mihira hira taloha !!!
TheRAZAFIMBELO 1 month ago
Salama daholo e,
Eny ho'aho fa tena tsara ilay hira sy tonon-kalo. Misaotra anareo tanora androany mihira ireo hira sy kalon'ny fahiny.
Fa hono ho'aho ireo olona, mba manao ahoana ho'aho i Pros ?
Raha sendrasendra mba mifankahita an'ireo Ataum (raha tsy diso aho) ianareo, dia hisaorana izy ireo.
ovalie38 2 months ago
lotoiny vao mainka madio
misaotra e!!!!!!
ANDRIANIRINA 10 months ago
Manana toerana lehibe amin'ny fanabeazana ny mahaolombelona ny hira tahaka itony. Feno sy ampy tanteraka.
mraberav 1 year ago
belle reprise...
Cludegeorges1 1 year ago
hafa ihany ny kalon'ny fahiny , tsy mety lefy..., mankafia fona e!....
Nanah48 1 year ago
kanto dia kanto na ny tonony na ny feony misaotra ireo tanora manga feo
emidyn 1 year ago
Fa inona ilay vakana e! Kanto dia kanto ny feo. Misaotra tompoko
andrianjaona 1 year ago
This has been flagged as spam show
Nihanaranay tany amin'ny lycée ity hira ity, prof de malgache'nay izay no nampianatra azy, tao amin'ny Rabe...
Comment removed
Tena zao aho vao mahita ty clip clip hatrizay.
Mahafinaritra B
Epoussy 1 year ago