Added: 1 year ago
From: gary50725
Views: 1,267
Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (1)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Mba fantatrareo moa fa aty Canada tsy mahazo mikasi-tanana ny ankizy ny ray amandreny?ampianarina any am-pianarana mihitsy ireo ankizy mba hianatra hiantso 911(urgence) raha sendra misy kapoka mahazo azy. Kanefa dia hita fa mbola avancé lavitra be noho isika ireto vazaha amin'ny lafiny rehetra, mivoatra kokoa ny sainy?conclusion azoko amin'izay dia ny hoe tsy dia ilaina ny mikapoka fa resahana tsara sy ampisainana tsara ny zaza dia mahazo, sady misy fomba maro hafa tsy mandratra anasaziana zaza.

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more